Al-Waqi'ah · 9/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَأَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ ۝٩
Wa as haabul mash`amati maaa as haabul mash`amah
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Al-Waqi'ah

7وَكُنتُمْ أَزْوَاجًا ثَلَاثَةً
Ary amin’izany dia ho sokajy telo ianareo :
8فَأَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَيْمَنَةِ
Ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?
9وَأَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ مَا أَصْحَابُ الْمَشْأَمَةِ
Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?
10وَالسَّابِقُونَ السَّابِقُونَ
Ireo voalohany dia izy ireo no ho voalohany.
11أُولَٰئِكَ الْمُقَرَّبُونَ
Izy ireny no akaiky indrindra an’I Allah
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 9

Surah Al-Waqi'ah Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo olon’ny an-kavia. Iza moa ireo olon’ny an-kavia ?

Surah Andininy 9/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers