Al-Hadid · 24/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
الَّذِينَ يَبْخَلُونَ وَيَأْمُرُونَ النَّاسَ بِالْبُخْلِ ۗ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ ۝٢٤
Allazeeena yabkhaloona wa yaamuroonan naasa bil bukhl; wa many yatawalla fa innal laaha Huwal Ghaniyyul Hameed
📖 Dikany Malagasy
Ho an'izay mahihitra, sy manery ny olona ho amin’ny fahihirana. Ary na iza na iza mitsipaka dia hamafisina, fa tompon’ny harena Allah ary mendri-piderana Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 22-26 — Surah Al-Hadid

22مَا أَصَابَ مِن مُّصِيبَةٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي أَنفُسِكُمْ إِلَّا فِي كِتَابٍ مِّن قَبْلِ أَن نَّبْرَأَهَا ۚ إِنَّ ذَٰلِكَ عَلَى اللَّهِ يَسِيرٌ
Tsy misy loza mahazo ny tany, na ny tenanareo, ka tsy voasoratra tao amin’ny boky talohan’ny nanaovanay azy; fa mora ho an’I Allah tokoa izany.
23لِّكَيْلَا تَأْسَوْا عَلَىٰ مَا فَاتَكُمْ وَلَا تَفْرَحُوا بِمَا آتَاكُمْ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ كُلَّ مُخْتَالٍ فَخُورٍ
Mba tsy haketraka anareo tamin’izay tsy azonareo, na hifalianareo amin’izay nomena anareo. Fa tsy tian’I Allah izay mpihambo feno fireharehana .
24الَّذِينَ يَبْخَلُونَ وَيَأْمُرُونَ النَّاسَ بِالْبُخْلِ ۗ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ
Ho an'izay mahihitra, sy manery ny olona ho amin’ny fahihirana. Ary na iza na iza mitsipaka dia hamafisina, fa tompon’ny harena Allah ary mendri-piderana Izy.
25لَقَدْ أَرْسَلْنَا رُسُلَنَا بِالْبَيِّنَاتِ وَأَنزَلْنَا مَعَهُمُ الْكِتَابَ وَالْمِيزَانَ لِيَقُومَ النَّاسُ بِالْقِسْطِ ۖ وَأَنزَلْنَا الْحَدِيدَ فِيهِ بَأْسٌ شَدِيدٌ وَمَنَافِعُ لِلنَّاسِ وَلِيَعْلَمَ اللَّهُ مَن يَنصُرُهُ وَرُسُلَهُ بِالْغَيْبِ ۚ إِنَّ اللَّهَ قَوِيٌّ عَزِيزٌ
Nandefa ireo Irakay, niaraka tamin’ireo porofo mazava tokoa Izahay, ary nampidina ny boky sy ny fandanjana niaraka tamin’izy ireo, mba hampijoroan’ny olona ny fahamarinana. Nampidininay ny vy izay misy hery mafy, sy ilain’ny olona koa, ary hanavahan’I Allah izay hiaro ny foto-keviny sy ny an’ireo Irany na dia tsy mahita Azy aza. Fa matanjaka sy tsitoha Izy Allah.
26وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا نُوحًا وَإِبْرَاهِيمَ وَجَعَلْنَا فِي ذُرِّيَّتِهِمَا النُّبُوَّةَ وَالْكِتَابَ ۖ فَمِنْهُم مُّهْتَدٍ ۖ وَكَثِيرٌ مِّنْهُمْ فَاسِقُونَ
Nirahinay tokoa i Noa sy Abrahama, ary nomenay ny taranak’izy ireo ny faminaniana sy ny boky. Voatari-dalana ny sasany amin’izy ireo, fa ny ankamaroany kosa dia ratsy fitondra-tena.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
24Andininy

Fandikana — Al-Hadid 24

Surah Al-Hadid Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho an'izay mahihitra, sy manery ny olona ho amin’ny fahihirana.…

Surah Andininy 24/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers