Al-Mumtahanah · 6/13
Fandikana Fanononana — Al-Mumtahanah
لَقَدْ كَانَ لَكُمْ فِيهِمْ أُسْوَةٌ حَسَنَةٌ لِّمَن كَانَ يَرْجُو اللَّهَ وَالْيَوْمَ الْآخِرَ ۚ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ ۝٦
Laqad kaana lakum feehim uswatunhasanatul liman kaana yarjul laaha wal yawmal aakhir; wa many yatawalla fa innal laaha huwal ghaniyyul hameed
📖 Dikany Malagasy
Nahazo ohatra tsara tokoa ianareo tamin’izy ireo, ho an’izay manantena an’Allah sy ny andro farany ; fa izay mivily kosa dia hamafisina, fa Allah, Izy no Ilay Tompon’ny harena, Ilay mendri-piderana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Al-Mumtahanah

4قَدْ كَانَتْ لَكُمْ أُسْوَةٌ حَسَنَةٌ فِي إِبْرَاهِيمَ وَالَّذِينَ مَعَهُ إِذْ قَالُوا لِقَوْمِهِمْ إِنَّا بُرَآءُ مِنكُمْ وَمِمَّا تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ كَفَرْنَا بِكُمْ وَبَدَا بَيْنَنَا وَبَيْنَكُمُ الْعَدَاوَةُ وَالْبَغْضَاءُ أَبَدًا حَتَّىٰ تُؤْمِنُوا بِاللَّهِ وَحْدَهُ إِلَّا قَوْلَ إِبْرَاهِيمَ لِأَبِيهِ لَأَسْتَغْفِرَنَّ لَكَ وَمَا أَمْلِكُ لَكَ مِنَ اللَّهِ مِن شَيْءٍ ۖ رَّبَّنَا عَلَيْكَ تَوَكَّلْنَا وَإِلَيْكَ أَنَبْنَا وَإِلَيْكَ الْمَصِيرُ
Nanana ohatra tsara tokoa ianareo tamin’i Abrahama, sy ireo niaraka taminy, tamin’izy ireo niteny tamin’ny vahoakany hoe : Miala madiodio aminareo izahay, sy izay tompoinareo ankoatran'I Allah. Mandà anareo izahay. Teraka teo aminay sy teo aminareo ny fifampifahavaloana sy ny fifankahalana, raha tsy efa mino an’Allah tokana ianareo. Afa-tsy ny tenin’i Abrahama tamin’ny Rainy hoe : Mangataka famelan-keloka ho anao aho, na dia tsy afaka hanao na inona na inona ho anao aza eo anatrehan’I Allah. Tomponay ô ! Ianao no ianteheranay, ary any Aminao no hiverenanay, fa any Aminao ny fiafarana.
5رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا فِتْنَةً لِّلَّذِينَ كَفَرُوا وَاغْفِرْ لَنَا رَبَّنَا ۖ إِنَّكَ أَنتَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Tomponay ô ! Aoka tsy ho fakam-panahy ho an’izay tsy mpino izahay, ary mamelà ny helokay.Tomponay ô ! Ianao no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
6لَقَدْ كَانَ لَكُمْ فِيهِمْ أُسْوَةٌ حَسَنَةٌ لِّمَن كَانَ يَرْجُو اللَّهَ وَالْيَوْمَ الْآخِرَ ۚ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ
Nahazo ohatra tsara tokoa ianareo tamin’izy ireo, ho an’izay manantena an’Allah sy ny andro farany ; fa izay mivily kosa dia hamafisina, fa Allah, Izy no Ilay Tompon’ny harena, Ilay mendri-piderana.
7۞ عَسَى اللَّهُ أَن يَجْعَلَ بَيْنَكُمْ وَبَيْنَ الَّذِينَ عَادَيْتُم مِّنْهُم مَّوَدَّةً ۚ وَاللَّهُ قَدِيرٌ ۚ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Mety hampisy fifankatiavana eo aminareo, sy izay fahavalonareo teo aloha Allah, fa mahefa ny zava-drehetra Allah, ary mpamela heloka sy be indrafo I Allah.
8لَّا يَنْهَاكُمُ اللَّهُ عَنِ الَّذِينَ لَمْ يُقَاتِلُوكُمْ فِي الدِّينِ وَلَمْ يُخْرِجُوكُم مِّن دِيَارِكُمْ أَن تَبَرُّوهُمْ وَتُقْسِطُوا إِلَيْهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُحِبُّ الْمُقْسِطِينَ
Tsy misakana anareo hanao ny tsara Allah sy hanao ny marina amin’izay tsy niady taminareo nohon'ny finoana, sady tsy nandroaka anareo tamin’ny fonenanareo. Tena marina fa tia izay manao ny rariny Allah.
Al-MumtahanahFizahan-takila Koraña
13Andininy
MedinanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Mumtahanah 6

Surah Al-Mumtahanah Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nahazo ohatra tsara tokoa ianareo tamin’izy ireo, ho an’izay manantena…

Surah Andininy 6/13 — Al-Mumtahanah الممتحنة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mumtahanah Henoy, Al-Mumtahanah Fandikana, Al-Mumtahanah mp3, Al-Mumtahanah pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers