Al-Mumtahanah · 7/13
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mumtahanah
۞ عَسَى اللَّهُ أَن يَجْعَلَ بَيْنَكُمْ وَبَيْنَ الَّذِينَ عَادَيْتُم مِّنْهُم مَّوَدَّةً ۚ وَاللَّهُ قَدِيرٌ ۚ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ ۝٧
Asal laahu any yaj`ala bainakum wa bainal lazeena `aadaitum minhum mawaddah; wallahu qadeer; wallahu ghafoorur raheem
📖 Dikany Malagasy
Mety hampisy fifankatiavana eo aminareo, sy izay fahavalonareo teo aloha Allah, fa mahefa ny zava-drehetra Allah, ary mpamela heloka sy be indrafo I Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Mumtahanah

5رَبَّنَا لَا تَجْعَلْنَا فِتْنَةً لِّلَّذِينَ كَفَرُوا وَاغْفِرْ لَنَا رَبَّنَا ۖ إِنَّكَ أَنتَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Tomponay ô ! Aoka tsy ho fakam-panahy ho an’izay tsy mpino izahay, ary mamelà ny helokay.Tomponay ô ! Ianao no Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
6لَقَدْ كَانَ لَكُمْ فِيهِمْ أُسْوَةٌ حَسَنَةٌ لِّمَن كَانَ يَرْجُو اللَّهَ وَالْيَوْمَ الْآخِرَ ۚ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَنِيُّ الْحَمِيدُ
Nahazo ohatra tsara tokoa ianareo tamin’izy ireo, ho an’izay manantena an’Allah sy ny andro farany ; fa izay mivily kosa dia hamafisina, fa Allah, Izy no Ilay Tompon’ny harena, Ilay mendri-piderana.
7۞ عَسَى اللَّهُ أَن يَجْعَلَ بَيْنَكُمْ وَبَيْنَ الَّذِينَ عَادَيْتُم مِّنْهُم مَّوَدَّةً ۚ وَاللَّهُ قَدِيرٌ ۚ وَاللَّهُ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Mety hampisy fifankatiavana eo aminareo, sy izay fahavalonareo teo aloha Allah, fa mahefa ny zava-drehetra Allah, ary mpamela heloka sy be indrafo I Allah.
8لَّا يَنْهَاكُمُ اللَّهُ عَنِ الَّذِينَ لَمْ يُقَاتِلُوكُمْ فِي الدِّينِ وَلَمْ يُخْرِجُوكُم مِّن دِيَارِكُمْ أَن تَبَرُّوهُمْ وَتُقْسِطُوا إِلَيْهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُحِبُّ الْمُقْسِطِينَ
Tsy misakana anareo hanao ny tsara Allah sy hanao ny marina amin’izay tsy niady taminareo nohon'ny finoana, sady tsy nandroaka anareo tamin’ny fonenanareo. Tena marina fa tia izay manao ny rariny Allah.
9إِنَّمَا يَنْهَاكُمُ اللَّهُ عَنِ الَّذِينَ قَاتَلُوكُمْ فِي الدِّينِ وَأَخْرَجُوكُم مِّن دِيَارِكُمْ وَظَاهَرُوا عَلَىٰ إِخْرَاجِكُمْ أَن تَوَلَّوْهُمْ ۚ وَمَن يَتَوَلَّهُمْ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الظَّالِمُونَ
Fa andraran'I Allah anareo kosa ny maka ho namana izay niady taminareo nohon'ny finoana, sy nandroaka anareo tamin'ny fonenanareo, ary nanampy tamin'ny fandroahana anareo, fa izay maka azy ireo ho namana dia izy ireo no mpanao ny tsy rariny.
Al-MumtahanahFizahan-takila Koraña
13Andininy
MedinanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Mumtahanah 7

Surah Al-Mumtahanah Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mety hampisy fifankatiavana eo aminareo, sy izay fahavalonareo teo aloha…

Surah Andininy 7/13 — Surah Al-Mumtahanah الممتحنة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mumtahanah Henoy, Surah Al-Mumtahanah Fandikana, Surah Al-Mumtahanah mp3, Surah Al-Mumtahanah pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers