As-Saff · 1/14
Fandikana Fanononana — As-Saff
سَبَّحَ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ ۝١
Sabbaha lillaahi maa fisamaawaati wa maa fil ardi wa huwal `Azeezul Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Manome voninahitra an’I Allah avokoa izay any an-danitra sy ety an-tany, ary Izy no Ilay tsitoha, Ilay be fahendrena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — As-Saff

1سَبَّحَ لِلَّهِ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Manome voninahitra an’I Allah avokoa izay any an-danitra sy ety an-tany, ary Izy no Ilay tsitoha, Ilay be fahendrena.
2يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لِمَ تَقُولُونَ مَا لَا تَفْعَلُونَ
Ianareo mpino ! Nahoana ianareo no milaza izay tsy ataonareo ?
3كَبُرَ مَقْتًا عِندَ اللَّهِ أَن تَقُولُوا مَا لَا تَفْعَلُونَ
Zavatra mamoa-pady eo anatrehan’I Allah tokoa ny fitenenanareo izay tsy ataonareo.
As-SaffFizahan-takila Koraña
14Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — As-Saff 1

Surah As-Saff Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manome voninahitra an’I Allah avokoa izay any an-danitra sy ety…

Surah Andininy 1/14 — As-Saff الصف (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saff Henoy, As-Saff Fandikana, As-Saff mp3, As-Saff pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers