Al-A'raf · 101/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
تِلْكَ الْقُرَىٰ نَقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَائِهَا ۚ وَلَقَدْ جَاءَتْهُمْ رُسُلُهُم بِالْبَيِّنَاتِ فَمَا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا بِمَا كَذَّبُوا مِن قَبْلُ ۚ كَذَٰلِكَ يَطْبَعُ اللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِ الْكَافِرِينَ ۝١٠١
Tilkal quraa naqussu `alaika min ambaaa`ihaa; wa laqad jaaa`at hum Rusuluhum bilbaiyinaati famaa kaanoo liyu`minoo bimaa kazzaboo min qabl; kazaalika yatba`ul laahu `alaa quloobil kaafireen
📖 Dikany Malagasy
Indro ilay tanàna izay notantaranay taminao ny vaovao sasantsasany momba azy ireo. Ary efa tonga taminy ireo Iraka nitondra ireo porofo mazava. Saingy tsy vonona ny hino izay efa nolazainy fa mpandainga teo aloha izy ireo. toy izay nanaovanay fon'ireo tsy nino.

🎧 Henoy


📜 Andininy 99-103 — Surah Al-A'raf

99أَفَأَمِنُوا مَكْرَ اللَّهِ ۚ فَلَا يَأْمَنُ مَكْرَ اللَّهِ إِلَّا الْقَوْمُ الْخَاسِرُونَ
Moa ve mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah izy ireo ? Tsy misy mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah afa-tsy ireo vahoaka maty antoka ihany.
100أَوَلَمْ يَهْدِ لِلَّذِينَ يَرِثُونَ الْأَرْضَ مِن بَعْدِ أَهْلِهَا أَن لَّوْ نَشَاءُ أَصَبْنَاهُم بِذُنُوبِهِمْ ۚ وَنَطْبَعُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَسْمَعُونَ
Moa ve tsy natoro tamin’ireo izay nandova ny tany taorian’ny mponina tao aminy, fa raha sitrakay dia novelezinay izy ireo nohon'ny fahotany, ary nohidinay mafy ny fon’izy ireo ka tsy haheno mihitsy izy ireo.
101تِلْكَ الْقُرَىٰ نَقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَائِهَا ۚ وَلَقَدْ جَاءَتْهُمْ رُسُلُهُم بِالْبَيِّنَاتِ فَمَا كَانُوا لِيُؤْمِنُوا بِمَا كَذَّبُوا مِن قَبْلُ ۚ كَذَٰلِكَ يَطْبَعُ اللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِ الْكَافِرِينَ
Indro ilay tanàna izay notantaranay taminao ny vaovao sasantsasany momba azy ireo. Ary efa tonga taminy ireo Iraka nitondra ireo porofo mazava. Saingy tsy vonona ny hino izay efa nolazainy fa mpandainga teo aloha izy ireo. toy izay nanaovanay fon'ireo tsy nino.
102وَمَا وَجَدْنَا لِأَكْثَرِهِم مِّنْ عَهْدٍ ۖ وَإِن وَجَدْنَا أَكْثَرَهُمْ لَفَاسِقِينَ
Ary tsy hitanay tamin’ny ankamaroan’izy ireo ny fanajana ny fanekena, fa ny hitanay tamin’ny ankamaroan’izy ireo kosa dia ny fitondran-tena ratsy.
103ثُمَّ بَعَثْنَا مِن بَعْدِهِم مُّوسَىٰ بِآيَاتِنَا إِلَىٰ فِرْعَوْنَ وَمَلَئِهِ فَظَلَمُوا بِهَا ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُفْسِدِينَ
Avy eo dia nalefanay taorian’izy ireo i Mosesy miaraka tamin’ireo fahagagana avy taminay ho any amin’i Faraona sy ireo loholony. Nefa nanao ny tsy rariny tamin’izany izy ireo. Ka jereo ahoana àry no niafaran’ireo mpanao asa fanimbana.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
101Andininy

Fandikana — Al-A'raf 101

Surah Al-A'raf Andininy 101 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro ilay tanàna izay notantaranay taminao ny vaovao sasantsasany momba…

Surah Andininy 101/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 99–103. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers