Al-A'raf · 193/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
وَإِن تَدْعُوهُمْ إِلَى الْهُدَىٰ لَا يَتَّبِعُوكُمْ ۚ سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ أَدَعَوْتُمُوهُمْ أَمْ أَنتُمْ صَامِتُونَ ۝١٩٣
Wa in tad`oohum ilalhudaa laa yattabi`ookum; sawaaa`un `alaikum a-da`awtumoohum am antum saamitoon
📖 Dikany Malagasy
ary raha antsoinareo ho amin’ny tari-dàlana izy ireo dia tsy hanaraka anareo velively izy ireo. Mitovy ihany ny vokany aminareo, na antsoinareo izy ireo na ianareo mangina.
🎧 Henoy

📜 Andininy 191-195 — Al-A'raf

191أَيُشْرِكُونَ مَا لَا يَخْلُقُ شَيْئًا وَهُمْ يُخْلَقُونَ
Moa ve hanakambana (Azy) amin’izay tsy nahary zavatra na dia iray aza, ary izy ireo kosa dia nohariana,
192وَلَا يَسْتَطِيعُونَ لَهُمْ نَصْرًا وَلَا أَنفُسَهُمْ يَنصُرُونَ
ary izy ireo (ireo sampy) dia tsy afaka hamonjy azy ireo (olombelona), ary na ny tenan’izy ireo aza tsy ho voavonjiny ?
193وَإِن تَدْعُوهُمْ إِلَى الْهُدَىٰ لَا يَتَّبِعُوكُمْ ۚ سَوَاءٌ عَلَيْكُمْ أَدَعَوْتُمُوهُمْ أَمْ أَنتُمْ صَامِتُونَ
ary raha antsoinareo ho amin’ny tari-dàlana izy ireo dia tsy hanaraka anareo velively izy ireo. Mitovy ihany ny vokany aminareo, na antsoinareo izy ireo na ianareo mangina.
194إِنَّ الَّذِينَ تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ عِبَادٌ أَمْثَالُكُمْ ۖ فَادْعُوهُمْ فَلْيَسْتَجِيبُوا لَكُمْ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Marina fa ireo izay antsoinareo ankoatr’I Allah dia mpanompo mitovy aminareo. Antsoinareo àry izy ireo, ary aoka izy ireo hamaly ny antsonareo raha toa ka marina ny anareo.
195أَلَهُمْ أَرْجُلٌ يَمْشُونَ بِهَا ۖ أَمْ لَهُمْ أَيْدٍ يَبْطِشُونَ بِهَا ۖ أَمْ لَهُمْ أَعْيُنٌ يُبْصِرُونَ بِهَا ۖ أَمْ لَهُمْ آذَانٌ يَسْمَعُونَ بِهَا ۗ قُلِ ادْعُوا شُرَكَاءَكُمْ ثُمَّ كِيدُونِ فَلَا تُنظِرُونِ
Moa ve manana tongotra hamindrana izy ireo ? Sa manana tànana hikapohana ? Na manana maso hijerena ? Sa manana sofina hihainoana ? Teneno hoe : “Antsoy daholo ireo mpikambana ao aminareo, avy eo homano ny tetika hamelezanareo Ahy, ary aza manome fe-potoana Ahy”.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
193Andininy

Fandikana — Al-A'raf 193

Surah Al-A'raf Andininy 193 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary raha antsoinareo ho amin’ny tari-dàlana izy ireo dia tsy…

Surah Andininy 193/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 191–195. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers