Al-A'raf · 95/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
ثُمَّ بَدَّلْنَا مَكَانَ السَّيِّئَةِ الْحَسَنَةَ حَتَّىٰ عَفَوا وَّقَالُوا قَدْ مَسَّ آبَاءَنَا الضَّرَّاءُ وَالسَّرَّاءُ فَأَخَذْنَاهُم بَغْتَةً وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ ٩٥
Transliteration
Summa baddalnaa makaa nas saiyi`atil hasanata hattaa `afaw wa qaaloo qad massa aabaa`anad darraaa`u wassarraaa`u fa akhaznaahum baghtatanw wa hum laa yash`uroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nosoloinay ny tsara ny toeran’ny ratsy; ka rehefa nitombo isa sy harena izy ireo dia niteny izy ireo nanao hoe : “Efa nanjò ireo razambenay taloha ihany koa ny voina sy ny hasambarana”. Ka dia noraisinay tampoka izy ireo ary tsy nisy nahatsapa izany izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 93-97 — Al-A'raf
93فَتَوَلَّىٰ عَنْهُمْ وَقَالَ يَا قَوْمِ لَقَدْ أَبْلَغْتُكُمْ رِسَالَاتِ رَبِّي وَنَصَحْتُ لَكُمْ ۖ فَكَيْفَ آسَىٰ عَلَىٰ قَوْمٍ كَافِرِينَ
Ary nitodi-damosina tamin’izy ireo Izy ka niteny nanao hoe : “O ry vahoakako ! Efa nampitako taminareo ireo hafatry ny Tompoko, ary efa nananatra anareo aho. Ahoana àry no alahelo izay manjo ireo vahoaka tsy mpino ?”.
94وَمَا أَرْسَلْنَا فِي قَرْيَةٍ مِّن نَّبِيٍّ إِلَّا أَخَذْنَا أَهْلَهَا بِالْبَأْسَاءِ وَالضَّرَّاءِ لَعَلَّهُمْ يَضَّرَّعُونَ
Ary mbola tsy nisy tanàna nandefasanay Mpaminany ka tsy noraisinay tamin’ny alàlan’ny fahoriana sy voina ireo mponina tao aminy. Angamba hanetry tena izy ireo.
95ثُمَّ بَدَّلْنَا مَكَانَ السَّيِّئَةِ الْحَسَنَةَ حَتَّىٰ عَفَوا وَّقَالُوا قَدْ مَسَّ آبَاءَنَا الضَّرَّاءُ وَالسَّرَّاءُ فَأَخَذْنَاهُم بَغْتَةً وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Avy eo dia nosoloinay ny tsara ny toeran’ny ratsy; ka rehefa nitombo isa sy harena izy ireo dia niteny izy ireo nanao hoe : “Efa nanjò ireo razambenay taloha ihany koa ny voina sy ny hasambarana”. Ka dia noraisinay tampoka izy ireo ary tsy nisy nahatsapa izany izy ireo.
96وَلَوْ أَنَّ أَهْلَ الْقُرَىٰ آمَنُوا وَاتَّقَوْا لَفَتَحْنَا عَلَيْهِم بَرَكَاتٍ مِّنَ السَّمَاءِ وَالْأَرْضِ وَلَٰكِن كَذَّبُوا فَأَخَذْنَاهُم بِمَا كَانُوا يَكْسِبُونَ
Ary raha mba nino ireo mponin’ny tanàna sy nanam-patahorana dia tena nosokafanay tamin’izy ireo, ireo fahasoavana avy any an-danitra sy ny eto an-tany. Nefa nampandainga izy ireo, ka noraisinay noho izay nataony ihany.
97أَفَأَمِنَ أَهْلُ الْقُرَىٰ أَن يَأْتِيَهُم بَأْسُنَا بَيَاتًا وَهُمْ نَائِمُونَ
Moa ve azon'ireo mponin’ny tanàna antoka fa tsy ho tonga any amin’izy ireo ny famaizanay amin’ny alina, raha ao anaty torimaso izy ireo?
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
95Andininy
Fandikana — Al-A'raf 95
Surah Al-A'raf Andininy 95 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nosoloinay ny tsara ny toeran’ny ratsy; ka…Surah Andininy 95/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 93–97. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








