Noahy · 11/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
يُرْسِلِ السَّمَاءَ عَلَيْكُم مِّدْرَارًا ۝١١
Yursilis samaaa`a `alaikum midraaraa
📖 Dikany Malagasy
Mba handefasany ranon'orana maro ho anareo avy eny amin'ny lanitra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Surah Noahy

9ثُمَّ إِنِّي أَعْلَنتُ لَهُمْ وَأَسْرَرْتُ لَهُمْ إِسْرَارًا
Avy eo nanaovako fanambarana ampahibemaso (izy ireo), sy bitsika miafina.
10فَقُلْتُ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ إِنَّهُ كَانَ غَفَّارًا
Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa Mpamela heloka tokoa Izy."
11يُرْسِلِ السَّمَاءَ عَلَيْكُم مِّدْرَارًا
Mba handefasany ranon'orana maro ho anareo avy eny amin'ny lanitra.
12وَيُمْدِدْكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَيَجْعَل لَّكُمْ جَنَّاتٍ وَيَجْعَل لَّكُمْ أَنْهَارًا
Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary hanomezany anareo zaridaina sy renirano.
13مَّا لَكُمْ لَا تَرْجُونَ لِلَّهِ وَقَارًا
Koa inona no tsy hanajanareo an'i tompo Allah araky ny tokony ho izy ?
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Noahy 11

Surah Noahy Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba handefasany ranon'orana maro ho anareo avy eny amin'ny lanitra.

Surah Andininy 11/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers