Noahy · 12/28
Fandikana Fanononana — Noahy
وَيُمْدِدْكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَيَجْعَل لَّكُمْ جَنَّاتٍ وَيَجْعَل لَّكُمْ أَنْهَارًا ١٢
Transliteration
Wa yumdidkum bi am waalinw wa baneena wa yaj`al lakum Jannaatinw wa yaj`al lakum anhaaraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary hanomezany anareo zaridaina sy renirano.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 10-14 — Noahy
10فَقُلْتُ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ إِنَّهُ كَانَ غَفَّارًا
Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa Mpamela heloka tokoa Izy."
11يُرْسِلِ السَّمَاءَ عَلَيْكُم مِّدْرَارًا
Mba handefasany ranon'orana maro ho anareo avy eny amin'ny lanitra.
12وَيُمْدِدْكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَيَجْعَل لَّكُمْ جَنَّاتٍ وَيَجْعَل لَّكُمْ أَنْهَارًا
Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary hanomezany anareo zaridaina sy renirano.
13مَّا لَكُمْ لَا تَرْجُونَ لِلَّهِ وَقَارًا
Koa inona no tsy hanajanareo an'i tompo Allah araky ny tokony ho izy ?
14وَقَدْ خَلَقَكُمْ أَطْوَارًا
Ary anefa dia namboariny tamin'ny dingana isan'ambaratongany ianareo.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
12Andininy
Fandikana — Noahy 12
Surah Noahy Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary…Surah Andininy 12/28 — Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Noahy Henoy, Noahy Fandikana, Noahy mp3, Noahy pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








