Noahy · 10/28
Fandikana Fanononana — Surah Noahy
فَقُلْتُ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ إِنَّهُ كَانَ غَفَّارًا ۝١٠
Faqultus taghfiroo Rabakam innahoo kaana Ghaffaaraa
📖 Dikany Malagasy
Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa Mpamela heloka tokoa Izy."

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Noahy

8ثُمَّ إِنِّي دَعَوْتُهُمْ جِهَارًا
Avy eo dia nantsoiko an-karihary izy ireo.
9ثُمَّ إِنِّي أَعْلَنتُ لَهُمْ وَأَسْرَرْتُ لَهُمْ إِسْرَارًا
Avy eo nanaovako fanambarana ampahibemaso (izy ireo), sy bitsika miafina.
10فَقُلْتُ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ إِنَّهُ كَانَ غَفَّارًا
Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa Mpamela heloka tokoa Izy."
11يُرْسِلِ السَّمَاءَ عَلَيْكُم مِّدْرَارًا
Mba handefasany ranon'orana maro ho anareo avy eny amin'ny lanitra.
12وَيُمْدِدْكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَيَجْعَل لَّكُمْ جَنَّاتٍ وَيَجْعَل لَّكُمْ أَنْهَارًا
Sy hampitomboiny ny harena sy ireo taranaka ho anareo, ary hanomezany anareo zaridaina sy renirano.
NoahyFizahan-takila Koraña
28Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Noahy 10

Surah Noahy Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hoy aho : "Mangataha famelan-keloka amin'ny Tomponareo ianareo, fa…

Surah Andininy 10/28 — Surah Noahy نوح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Noahy Henoy, Surah Noahy Fandikana, Surah Noahy mp3, Surah Noahy pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers