Al-Muddaththir · 35/56
Fandikana Fanononana — Surah Al-Muddaththir
إِنَّهَا لَإِحْدَى الْكُبَرِ ۝٣٥
Innahaa la ihdal kubar
📖 Dikany Malagasy
Fa isan'ny iray amin'ny loza lehibe indrindra izany afo izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 33-37 — Surah Al-Muddaththir

33وَاللَّيْلِ إِذْ أَدْبَرَ
Sy amin'ny alina rehefa ho lasa !
34وَالصُّبْحِ إِذَا أَسْفَرَ
Ary amin'ny mangiran-dratsy rehefa vao miposaka.
35إِنَّهَا لَإِحْدَى الْكُبَرِ
Fa isan'ny iray amin'ny loza lehibe indrindra izany afo izany.
36نَذِيرًا لِّلْبَشَرِ
Ho fampitandremana ny olombelona.
37لِمَن شَاءَ مِنكُمْ أَن يَتَقَدَّمَ أَوْ يَتَأَخَّرَ
Ho an'izay te-handroso na te-hihemotra aminareo.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
35Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 35

Surah Al-Muddaththir Andininy 35 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa isan'ny iray amin'ny loza lehibe indrindra izany afo izany.

Surah Andininy 35/56 — Surah Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Muddaththir Henoy, Surah Al-Muddaththir Fandikana, Surah Al-Muddaththir mp3, Surah Al-Muddaththir pdf. Andininy 33–37. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers