Al-Mursalat · 32/50
Fandikana Fanononana — Al-Mursalat
إِنَّهَا تَرْمِي بِشَرَرٍ كَالْقَصْرِ ۝٣٢
Innahaa tarmee bishararin kalqasr
📖 Dikany Malagasy
satria hatsipy ny pitik'afo lehibe, tahaka ny lapa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 30-34 — Al-Mursalat

30انطَلِقُوا إِلَىٰ ظِلٍّ ذِي ثَلَاثِ شُعَبٍ
mandehana any amin'ny aloka misy rantsana telo,
31لَّا ظَلِيلٍ وَلَا يُغْنِي مِنَ اللَّهَبِ
izahay sady tsy manaloka, no sady tsy miaro amin'ny lel'afo.
32إِنَّهَا تَرْمِي بِشَرَرٍ كَالْقَصْرِ
satria hatsipy ny pitik'afo lehibe, tahaka ny lapa.
33كَأَنَّهُ جِمَالَتٌ صُفْرٌ
ka ho toy ny rameva mavo.
34وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà amin'izany andro farany izany.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 32

Surah Al-Mursalat Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : satria hatsipy ny pitik'afo lehibe, tahaka ny lapa.

Surah Andininy 32/50 — Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mursalat Henoy, Al-Mursalat Fandikana, Al-Mursalat mp3, Al-Mursalat pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers