Al-Mursalat · 34/50
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mursalat
وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ ۝٣٤
Wailuny yawma `izil lilmukazibeen
📖 Dikany Malagasy
loza ho an'ireo izay mpandà amin'izany andro farany izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah Al-Mursalat

32إِنَّهَا تَرْمِي بِشَرَرٍ كَالْقَصْرِ
satria hatsipy ny pitik'afo lehibe, tahaka ny lapa.
33كَأَنَّهُ جِمَالَتٌ صُفْرٌ
ka ho toy ny rameva mavo.
34وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà amin'izany andro farany izany.
35هَٰذَا يَوْمُ لَا يَنطِقُونَ
ilay andro izay tsy hahafahan'izy ireo miteny,
36وَلَا يُؤْذَنُ لَهُمْ فَيَعْتَذِرُونَ
ary tsy hahazoan'izy ireo alalana hiala tsiny.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 34

Surah Al-Mursalat Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : loza ho an'ireo izay mpandà amin'izany andro farany izany.

Surah Andininy 34/50 — Surah Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mursalat Henoy, Surah Al-Mursalat Fandikana, Surah Al-Mursalat mp3, Surah Al-Mursalat pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers