An-Nazi'at · 7/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
تَتْبَعُهَا الرَّادِفَةُ ۝٧
Tatba`u har raadifa
📖 Dikany Malagasy
hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa,

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah An-Nazi'at

5فَالْمُدَبِّرَاتِ أَمْرًا
ary mandrindra ny zava-drehetra,
6يَوْمَ تَرْجُفُ الرَّاجِفَةُ
amin'ny andro izay hisian'ny horohoro nohon'ny fidoboky ny anjomara voalohany,
7تَتْبَعُهَا الرَّادِفَةُ
hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa,
8قُلُوبٌ يَوْمَئِذٍ وَاجِفَةٌ
amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,
9أَبْصَارُهَا خَاشِعَةٌ
ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 7

Surah An-Nazi'at Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa,

Surah Andininy 7/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers