An-Nazi'at · 8/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
قُلُوبٌ يَوْمَئِذٍ وَاجِفَةٌ ۝٨
Quloobuny-yau maaiziw-waaji-fa
📖 Dikany Malagasy
amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah An-Nazi'at

6يَوْمَ تَرْجُفُ الرَّاجِفَةُ
amin'ny andro izay hisian'ny horohoro nohon'ny fidoboky ny anjomara voalohany,
7تَتْبَعُهَا الرَّادِفَةُ
hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa,
8قُلُوبٌ يَوْمَئِذٍ وَاجِفَةٌ
amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,
9أَبْصَارُهَا خَاشِعَةٌ
ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika,
10يَقُولُونَ أَإِنَّا لَمَرْدُودُونَ فِي الْحَافِرَةِ
Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny teo aloha indray?";
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 8

Surah An-Nazi'at Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo,

Surah Andininy 8/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers