At-Takwir · 14/29
Fandikana Fanononana — Surah At-Takwir
عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا أَحْضَرَتْ ۝١٤
Alimat nafsum maaa ahdarat
📖 Dikany Malagasy
dia samy hahafantatra ny nataony ny tsirairay avy!

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Surah At-Takwir

12وَإِذَا الْجَحِيمُ سُعِّرَتْ
rehefa haredareda ny afo,
13وَإِذَا الْجَنَّةُ أُزْلِفَتْ
rehefa hampanantonina ny mpino ny Paradisa,
14عَلِمَتْ نَفْسٌ مَّا أَحْضَرَتْ
dia samy hahafantatra ny nataony ny tsirairay avy!
15فَلَا أُقْسِمُ بِالْخُنَّسِ
Tsia! Mianiana Aho amin'ireo andian-kintana.
16الْجَوَارِ الْكُنَّسِ
Izay mandeha amin'ny lalana izorany ka indraindray mipoitra ary indraindray manjavona.
At-TakwirFizahan-takila Koraña
29Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — At-Takwir 14

Surah At-Takwir Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia samy hahafantatra ny nataony ny tsirairay avy!

Surah Andininy 14/29 — Surah At-Takwir التكوير (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Takwir Henoy, Surah At-Takwir Fandikana, Surah At-Takwir mp3, Surah At-Takwir pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers