Al-Buruj · 6/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
إِذْ هُمْ عَلَيْهَا قُعُودٌ ۝٦
Iz hum `alaihaa qu`ood
📖 Dikany Malagasy
ary indro izy ireo hipetraka manondidina izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Buruj

4قُتِلَ أَصْحَابُ الْأُخْدُودِ
Novonoina ireo vahoakan'i Okhdodo ( hantsana lalina )
5النَّارِ ذَاتِ الْوَقُودِ
Amin'ny afo feno kitay,
6إِذْ هُمْ عَلَيْهَا قُعُودٌ
ary indro izy ireo hipetraka manondidina izany.
7وَهُمْ عَلَىٰ مَا يَفْعَلُونَ بِالْمُؤْمِنِينَ شُهُودٌ
Ary vavolombelona koa izy ireo ny amin'ny fampijaliana izay nataon'izy ireo ny mpino.
8وَمَا نَقَمُوا مِنْهُمْ إِلَّا أَن يُؤْمِنُوا بِاللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ
Ary nefa tsy nankahala ireo mpino izy ireo afa-tsy nohon'ny finoana an'I Allah ilay mahery sy mendri-piderana,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Buruj 6

Surah Al-Buruj Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary indro izy ireo hipetraka manondidina izany.

Surah Andininy 6/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers