Al-Buruj · 7/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
وَهُمْ عَلَىٰ مَا يَفْعَلُونَ بِالْمُؤْمِنِينَ شُهُودٌ ٧
Transliteration
Wa hum `alaa maa yaf`aloona bilmu `mineena shuhood
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary vavolombelona koa izy ireo ny amin'ny fampijaliana izay nataon'izy ireo ny mpino.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Buruj
5النَّارِ ذَاتِ الْوَقُودِ
Amin'ny afo feno kitay,
6إِذْ هُمْ عَلَيْهَا قُعُودٌ
ary indro izy ireo hipetraka manondidina izany.
7وَهُمْ عَلَىٰ مَا يَفْعَلُونَ بِالْمُؤْمِنِينَ شُهُودٌ
Ary vavolombelona koa izy ireo ny amin'ny fampijaliana izay nataon'izy ireo ny mpino.
8وَمَا نَقَمُوا مِنْهُمْ إِلَّا أَن يُؤْمِنُوا بِاللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ
Ary nefa tsy nankahala ireo mpino izy ireo afa-tsy nohon'ny finoana an'I Allah ilay mahery sy mendri-piderana,
9الَّذِي لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
Azy ny fanjakan'ny lanitra sy ny tany; Allah ilay vavolombelona amin'ny zava-drehetra,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
7Andininy
Fandikana — Al-Buruj 7
Surah Al-Buruj Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary vavolombelona koa izy ireo ny amin'ny fampijaliana izay nataon'izy…Surah Andininy 7/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








