Ash-Shams · 1/15
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shams
وَالشَّمْسِ وَضُحَاهَا ۝١
Wash shamsi wa duhaa haa
📖 Dikany Malagasy
Mianiana Aho amin'ny masoandro sy ny fisandratany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Ash-Shams

1وَالشَّمْسِ وَضُحَاهَا
Mianiana Aho amin'ny masoandro sy ny fisandratany.
2وَالْقَمَرِ إِذَا تَلَاهَا
Sy amin'ny volana rehefa nandimby ny masoandro Izy.
3وَالنَّهَارِ إِذَا جَلَّاهَا
Sy amin'ny andro rehefa mibaliaka ny masoandro,
Ash-ShamsFizahan-takila Koraña
15Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Ash-Shams 1

Surah Ash-Shams Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana Aho amin'ny masoandro sy ny fisandratany.

Surah Andininy 1/15 — Surah Ash-Shams الشمس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shams Henoy, Surah Ash-Shams Fandikana, Surah Ash-Shams mp3, Surah Ash-Shams pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 21, 2026

Don't forget us in your sincere prayers