Ash-Shams · 2/15
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shams
وَالْقَمَرِ إِذَا تَلَاهَا ۝٢
Wal qamari izaa talaa haa
📖 Dikany Malagasy
Sy amin'ny volana rehefa nandimby ny masoandro Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Ash-Shams

1وَالشَّمْسِ وَضُحَاهَا
Mianiana Aho amin'ny masoandro sy ny fisandratany.
2وَالْقَمَرِ إِذَا تَلَاهَا
Sy amin'ny volana rehefa nandimby ny masoandro Izy.
3وَالنَّهَارِ إِذَا جَلَّاهَا
Sy amin'ny andro rehefa mibaliaka ny masoandro,
4وَاللَّيْلِ إِذَا يَغْشَاهَا
Sy amin'ny alina rehefa mandrakotra ny andro izy,
Ash-ShamsFizahan-takila Koraña
15Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Ash-Shams 2

Surah Ash-Shams Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy amin'ny volana rehefa nandimby ny masoandro Izy.

Surah Andininy 2/15 — Surah Ash-Shams الشمس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shams Henoy, Surah Ash-Shams Fandikana, Surah Ash-Shams mp3, Surah Ash-Shams pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers