Al-'Alaq · 7/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
أَن رَّآهُ اسْتَغْنَىٰ ۝٧
Ar-ra aahus taghnaa
📖 Dikany Malagasy
Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-'Alaq

5عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.
6كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
7أَن رَّآهُ اسْتَغْنَىٰ
Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.
8إِنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الرُّجْعَىٰ
kanefa any amin'ny Tomponao tokoa no hiverenana.
9أَرَأَيْتَ الَّذِي يَنْهَىٰ
Moa va hitanao ilay mandrara.
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 7

Surah Al-'Alaq Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.

Surah Andininy 7/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers