Al-'Alaq · 6/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ ۝٦
Kallaa innal insaana layatghaa
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-'Alaq

4الَّذِي عَلَّمَ بِالْقَلَمِ
Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.
5عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.
6كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
7أَن رَّآهُ اسْتَغْنَىٰ
Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.
8إِنَّ إِلَىٰ رَبِّكَ الرُّجْعَىٰ
kanefa any amin'ny Tomponao tokoa no hiverenana.
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 6

Surah Al-'Alaq Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.

Surah Andininy 6/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers