Al-'Alaq · 4/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
الَّذِي عَلَّمَ بِالْقَلَمِ ۝٤
Al lazee `allama bil qalam
📖 Dikany Malagasy
Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-'Alaq

2خَلَقَ الْإِنسَانَ مِنْ عَلَقٍ
Nahary ny olombelona tamin'ny vongan-drà.
3اقْرَأْ وَرَبُّكَ الْأَكْرَمُ
Vakio fa ny Tomponao dia be fitsimbinana.
4الَّذِي عَلَّمَ بِالْقَلَمِ
Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.
5عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.
6كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 4

Surah Al-'Alaq Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.

Surah Andininy 4/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers