Al-'Alaq · 13/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
أَرَأَيْتَ إِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ ۝١٣
Ara-aita in kaz zaba wa ta walla
📖 Dikany Malagasy
Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-'Alaq

11أَرَأَيْتَ إِن كَانَ عَلَى الْهُدَىٰ
Moa fantatrao va raha toa ka ao anatin'ny fahitsiana izy.
12أَوْ أَمَرَ بِالتَّقْوَىٰ
Na naniraka ho amin'ny fahatahorana an'I Allah.
13أَرَأَيْتَ إِن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?
14أَلَمْ يَعْلَم بِأَنَّ اللَّهَ يَرَىٰ
Ary moa va tsy fantany fa mahita azy tokoa Allah ?
15كَلَّا لَئِن لَّمْ يَنتَهِ لَنَسْفَعًا بِالنَّاصِيَةِ
Tsia ! Raha tsy mijanona amin'zany izy dia hosintoniko eo amin'ny sangany !
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 13

Surah Al-'Alaq Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa va hitanao raha tsy nino sy nandà izy?

Surah Andininy 13/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers