Al-'Alaq · 5/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Alaq
عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ ۝٥
Al lamal insaana ma lam y`alam
📖 Dikany Malagasy
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Surah Al-'Alaq

3اقْرَأْ وَرَبُّكَ الْأَكْرَمُ
Vakio fa ny Tomponao dia be fitsimbinana.
4الَّذِي عَلَّمَ بِالْقَلَمِ
Izay nampianatra tamin'ny alalan'ny penina.
5عَلَّمَ الْإِنسَانَ مَا لَمْ يَعْلَمْ
Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.
6كَلَّا إِنَّ الْإِنسَانَ لَيَطْغَىٰ
Tsia ! indrisy anefa fa mihoa-pefy tokoa ny olombelona.
7أَن رَّآهُ اسْتَغْنَىٰ
Rehefa nahita ny tenany ho mahavita tena.
Al-'AlaqFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-'Alaq 5

Surah Al-'Alaq Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nampianatra ny olombelona ireo zavatra tsy fantany.

Surah Andininy 5/19 — Surah Al-'Alaq العلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Alaq Henoy, Surah Al-'Alaq Fandikana, Surah Al-'Alaq mp3, Surah Al-'Alaq pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers