Yunosy · 39/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
بَلْ كَذَّبُوا بِمَا لَمْ يُحِيطُوا بِعِلْمِهِ وَلَمَّا يَأْتِهِمْ تَأْوِيلُهُ ۚ كَذَٰلِكَ كَذَّبَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الظَّالِمِينَ ۝٣٩
Bal kazzaboo bimaa lam yuheetoo bi`ilmihee wa lammaa yaatihim taaweeluh; kazaalika kazzabal lazeena min qablihim fanzur kaifa kaana `aaqibatuz zaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Tsy izany mihitsy : Milaza izy ireo fa lainga izay tsy voafehin’ny fahalalany ary tsy mbola tonga amin’izy ireo ny fanazavana Azy .Tahaka izany no nataon’ireo (izay niaina) teo alohan’izy ireo ka nampandainga ireo Iraka. Jereo àry fa ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny tsy rariny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Yunosy

37وَمَا كَانَ هَٰذَا الْقُرْآنُ أَن يُفْتَرَىٰ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِن تَصْدِيقَ الَّذِي بَيْنَ يَدَيْهِ وَتَفْصِيلَ الْكِتَابِ لَا رَيْبَ فِيهِ مِن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Ary ity Boky masina Koroany ity dia tsy misy namorona ankoatr’i Allah, nefa fanamafisana izay efa nisy teo alohany ary fanazavana ilay Boky izay tsy misy fisalasalana Aminy fa avy amin’ny tompon’izao Tontolo izao.
38أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ فَأْتُوا بِسُورَةٍ مِّثْلِهِ وَادْعُوا مَنِ اسْتَطَعْتُم مِّن دُونِ اللَّهِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Sa hiteny izy ireo hoe : “Noforoniny (Mohammad) va izany?”. Valio hoe : “Manaova ary ianareo antokon-tsoratra mitovy amin’ity, ary antsoy hanampy anareo izay tianareo ankoatra an’Allah, raha tena mpilaza ny marina tokoa ianareo”.
39بَلْ كَذَّبُوا بِمَا لَمْ يُحِيطُوا بِعِلْمِهِ وَلَمَّا يَأْتِهِمْ تَأْوِيلُهُ ۚ كَذَٰلِكَ كَذَّبَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الظَّالِمِينَ
Tsy izany mihitsy : Milaza izy ireo fa lainga izay tsy voafehin’ny fahalalany ary tsy mbola tonga amin’izy ireo ny fanazavana Azy .Tahaka izany no nataon’ireo (izay niaina) teo alohan’izy ireo ka nampandainga ireo Iraka. Jereo àry fa ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny tsy rariny.
40وَمِنْهُم مَّن يُؤْمِنُ بِهِ وَمِنْهُم مَّن لَّا يُؤْمِنُ بِهِ ۚ وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِالْمُفْسِدِينَ
Ary misy amin’izy ireo izay mino izany nefa misy ihany koa izay tsy mino izany. Ary ny Tomponao no tena mahalala ireo izay mpanao asa fanimbana.
41وَإِن كَذَّبُوكَ فَقُل لِّي عَمَلِي وَلَكُمْ عَمَلُكُمْ ۖ أَنتُم بَرِيئُونَ مِمَّا أَعْمَلُ وَأَنَا بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha manao Anao ho mpadainga izy ireo dia lazao fa hoe : " Ahy ny asako ary ho Anareo ny asanareo. Ianareo dia tsy tompon’andraikitra amin’ny asa izay Ataoko ary Izaho dia manalavitra Anareo amin’ny asa izay Ataonareo.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Yunosy 39

Surah Yunosy Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy izany mihitsy : Milaza izy ireo fa lainga izay…

Surah Andininy 39/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers