Yunosy · 40/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
وَمِنْهُم مَّن يُؤْمِنُ بِهِ وَمِنْهُم مَّن لَّا يُؤْمِنُ بِهِ ۚ وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِالْمُفْسِدِينَ ۝٤٠
Wa minhum mai yu `minu bihee wa minhum mal laa yu`minu bih; wa Rabbuka a`lamu bilmufsideen
📖 Dikany Malagasy
Ary misy amin’izy ireo izay mino izany nefa misy ihany koa izay tsy mino izany. Ary ny Tomponao no tena mahalala ireo izay mpanao asa fanimbana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah Yunosy

38أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ فَأْتُوا بِسُورَةٍ مِّثْلِهِ وَادْعُوا مَنِ اسْتَطَعْتُم مِّن دُونِ اللَّهِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Sa hiteny izy ireo hoe : “Noforoniny (Mohammad) va izany?”. Valio hoe : “Manaova ary ianareo antokon-tsoratra mitovy amin’ity, ary antsoy hanampy anareo izay tianareo ankoatra an’Allah, raha tena mpilaza ny marina tokoa ianareo”.
39بَلْ كَذَّبُوا بِمَا لَمْ يُحِيطُوا بِعِلْمِهِ وَلَمَّا يَأْتِهِمْ تَأْوِيلُهُ ۚ كَذَٰلِكَ كَذَّبَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۖ فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الظَّالِمِينَ
Tsy izany mihitsy : Milaza izy ireo fa lainga izay tsy voafehin’ny fahalalany ary tsy mbola tonga amin’izy ireo ny fanazavana Azy .Tahaka izany no nataon’ireo (izay niaina) teo alohan’izy ireo ka nampandainga ireo Iraka. Jereo àry fa ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny tsy rariny.
40وَمِنْهُم مَّن يُؤْمِنُ بِهِ وَمِنْهُم مَّن لَّا يُؤْمِنُ بِهِ ۚ وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِالْمُفْسِدِينَ
Ary misy amin’izy ireo izay mino izany nefa misy ihany koa izay tsy mino izany. Ary ny Tomponao no tena mahalala ireo izay mpanao asa fanimbana.
41وَإِن كَذَّبُوكَ فَقُل لِّي عَمَلِي وَلَكُمْ عَمَلُكُمْ ۖ أَنتُم بَرِيئُونَ مِمَّا أَعْمَلُ وَأَنَا بَرِيءٌ مِّمَّا تَعْمَلُونَ
Ary raha manao Anao ho mpadainga izy ireo dia lazao fa hoe : " Ahy ny asako ary ho Anareo ny asanareo. Ianareo dia tsy tompon’andraikitra amin’ny asa izay Ataoko ary Izaho dia manalavitra Anareo amin’ny asa izay Ataonareo.
42وَمِنْهُم مَّن يَسْتَمِعُونَ إِلَيْكَ ۚ أَفَأَنتَ تُسْمِعُ الصُّمَّ وَلَوْ كَانُوا لَا يَعْقِلُونَ
Ary misy amin’izy ireo izay mihaino Anao. Moa ve Ianao afaka mampaheno ireo marenina na dia tsy misaina aza izy ireo ?
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Yunosy 40

Surah Yunosy Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary misy amin’izy ireo izay mino izany nefa misy ihany…

Surah Andininy 40/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers