Al-Kahf · 70/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
قَالَ فَإِنِ اتَّبَعْتَنِي فَلَا تَسْأَلْنِي عَن شَيْءٍ حَتَّىٰ أُحْدِثَ لَكَ مِنْهُ ذِكْرًا ۝٧٠
Qaala fa init taba`tanee falaa tas`alnee `an shai`in hattaaa uhdisa laka minhu zikraa
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (ilay mpanompo) nanao hoe : “Raha manaraka ahy ianao dia aza anontaniana na inona na inona aho mandra-pilazako izany aminao”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 68-72 — Al-Kahf

68وَكَيْفَ تَصْبِرُ عَلَىٰ مَا لَمْ تُحِطْ بِهِ خُبْرًا
Ary ahoana no haharetanao amin’izay mbola tsy anananao fahalalana akory ?
69قَالَ سَتَجِدُنِي إِن شَاءَ اللَّهُ صَابِرًا وَلَا أَعْصِي لَكَ أَمْرًا
Niteny izy nanao hoe : "Ho hitanao fa hanam-paharetana aho raha sitrak’I Allah ary tsy handà ny baiko avy aminao aho”.
70قَالَ فَإِنِ اتَّبَعْتَنِي فَلَا تَسْأَلْنِي عَن شَيْءٍ حَتَّىٰ أُحْدِثَ لَكَ مِنْهُ ذِكْرًا
Niteny izy (ilay mpanompo) nanao hoe : “Raha manaraka ahy ianao dia aza anontaniana na inona na inona aho mandra-pilazako izany aminao”.
71فَانطَلَقَا حَتَّىٰ إِذَا رَكِبَا فِي السَّفِينَةِ خَرَقَهَا ۖ قَالَ أَخَرَقْتَهَا لِتُغْرِقَ أَهْلَهَا لَقَدْ جِئْتَ شَيْئًا إِمْرًا
Dia nandeha izy roa lahy. Ary rehefa niakatra tamin’ny sambo izy ireo dia nolavahany (ilay mpanompo) izany. Niteny izy(Mosa) nanao hoe : "Nolavahanao ve ilay sambo mba aharendrika ny mpandeha ? Tena nanao zavatra mahatsiravina ianao”.
72قَالَ أَلَمْ أَقُلْ إِنَّكَ لَن تَسْتَطِيعَ مَعِيَ صَبْرًا
Niteny izy (ilay mpanompo) nanao hoe : "Moa ve tsy efa nolazaiko ianao, fa tsy hanam-paharetana velively hiaraka amiko ?”
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
70Andininy

Fandikana — Al-Kahf 70

Surah Al-Kahf Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (ilay mpanompo) nanao hoe : “Raha manaraka ahy…

Surah Andininy 70/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers