Al-Baqarah · 129/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
رَبَّنَا وَابْعَثْ فِيهِمْ رَسُولًا مِّنْهُمْ يَتْلُو عَلَيْهِمْ آيَاتِكَ وَيُعَلِّمُهُمُ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَيُزَكِّيهِمْ ۚ إِنَّكَ أَنتَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ ۝١٢٩
Rabbanaa wab`as feehim Rasoolam minhum yatloo `alaihim aayaatika wa yu`allimuhumul Kitaaba wal Hikmata wa yuzakkeehim; innaka Antal `Azeezul Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Tomponay ô ! mba andefaso Iraka avy amin'ny foko sy firazanan'izy ireo ihany, mba ho tonga hamaky amin’izy ireo, ireo fanambarana avy Aminao, sy hampianatra azy ireo ny Boky sy ny fahendrena ary hanadio azy ireo; fa Ianao tokoa no ilay avo Tsitoha, ilay Be fahendrena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 127-131 — Al-Baqarah

127وَإِذْ يَرْفَعُ إِبْرَاهِيمُ الْقَوَاعِدَ مِنَ الْبَيْتِ وَإِسْمَاعِيلُ رَبَّنَا تَقَبَّلْ مِنَّا ۖ إِنَّكَ أَنتَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Ary raha nampiakatra ilay andritrano i Ibrahim sy Ismail ka niteny hoe : “Tomponay ô! Ekeo ny asa vitanay! Fa Ianao ilay Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra”.
128رَبَّنَا وَاجْعَلْنَا مُسْلِمَيْنِ لَكَ وَمِن ذُرِّيَّتِنَا أُمَّةً مُّسْلِمَةً لَّكَ وَأَرِنَا مَنَاسِكَنَا وَتُبْ عَلَيْنَا ۖ إِنَّكَ أَنتَ التَّوَّابُ الرَّحِيمُ
Tomponay ô ! Ataovy ho mpanolo-tena ho Anao Izahay roa, ary amin’ireo taranakay ihany koa mba hisy vahoaka mpanolo-tena ho Anao. asehoy anay ny fomba hanaovanay ny fanompoanay; ary raiso ny fibebahana izay nataonay, fa Ianao tokoa ilay Mpandray ny fibebahana sy Be fiantrana.
129رَبَّنَا وَابْعَثْ فِيهِمْ رَسُولًا مِّنْهُمْ يَتْلُو عَلَيْهِمْ آيَاتِكَ وَيُعَلِّمُهُمُ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَيُزَكِّيهِمْ ۚ إِنَّكَ أَنتَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Tomponay ô ! mba andefaso Iraka avy amin'ny foko sy firazanan'izy ireo ihany, mba ho tonga hamaky amin’izy ireo, ireo fanambarana avy Aminao, sy hampianatra azy ireo ny Boky sy ny fahendrena ary hanadio azy ireo; fa Ianao tokoa no ilay avo Tsitoha, ilay Be fahendrena.
130وَمَن يَرْغَبُ عَن مِّلَّةِ إِبْرَاهِيمَ إِلَّا مَن سَفِهَ نَفْسَهُ ۚ وَلَقَدِ اصْطَفَيْنَاهُ فِي الدُّنْيَا ۖ وَإِنَّهُ فِي الْآخِرَةِ لَمِنَ الصَّالِحِينَ
Ary iza no tsy mankasitraka ny finoan'i Mpaminany Ibrahim (A.s) raha tsy olona izay nanambany ny fisainany ? ! Efa nofidinay manokana izy teto an-tany; ary any ankoatra dia ho anisan'ireo olona mendrika tokoa Izy.
131إِذْ قَالَ لَهُ رَبُّهُ أَسْلِمْ ۖ قَالَ أَسْلَمْتُ لِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Raha niteny taminy ny Tompony hoe : “Manolora tena”, dia namaly ny antso izy hoe : “Efa mpanolotena ho an’ny Tompon’izao tontolo izao aho”.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
129Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 129

Surah Al-Baqarah Andininy 129 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tomponay ô ! mba andefaso Iraka avy amin'ny foko sy…

Surah Andininy 129/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 127–131. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers