Al-Baqarah · 148/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
وَلِكُلٍّ وِجْهَةٌ هُوَ مُوَلِّيهَا ۖ فَاسْتَبِقُوا الْخَيْرَاتِ ۚ أَيْنَ مَا تَكُونُوا يَأْتِ بِكُمُ اللَّهُ جَمِيعًا ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ ١٤٨
Transliteration
Wa likullinw wijhatun huwa muwalleehaa fastabiqul khairaat; ayna maa takoonoo yaati bikumullaahu jamee`aa; innal laaha `alaa kulli shai`in qadeer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ny tsirairay dia samy manana ny zotra izay hitodihany. Mifaninàna àry ianareo amin’ireo asa soa. n’aiza n’aiza no misy anareo dia havorin’Allah any Aminy ianareo rehetra. tena marina fa Allah dia Mahefa ny zavatra rehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 146-150 — Surah Al-Baqarah
146الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ يَعْرِفُونَهُ كَمَا يَعْرِفُونَ أَبْنَاءَهُمْ ۖ وَإِنَّ فَرِيقًا مِّنْهُمْ لَيَكْتُمُونَ الْحَقَّ وَهُمْ يَعْلَمُونَ
Ireo izay notoloranay ny Boky, dia mahalala an’izany tahaka ny fahalalan’izy ireo ny zanany. Ary tena marina fa misy andiany amin’izy ireo no tena manafina ny marina, kanefa mahafantatra tsara izany izy ireo.
147الْحَقُّ مِن رَّبِّكَ ۖ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُمْتَرِينَ
Ny fahamarinana dia avy amin’ny Tomponao, ka aoka àry tsy ho anisan’ireo mpisalasala ianao.
148وَلِكُلٍّ وِجْهَةٌ هُوَ مُوَلِّيهَا ۖ فَاسْتَبِقُوا الْخَيْرَاتِ ۚ أَيْنَ مَا تَكُونُوا يَأْتِ بِكُمُ اللَّهُ جَمِيعًا ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Ny tsirairay dia samy manana ny zotra izay hitodihany. Mifaninàna àry ianareo amin’ireo asa soa. n’aiza n’aiza no misy anareo dia havorin’Allah any Aminy ianareo rehetra. tena marina fa Allah dia Mahefa ny zavatra rehetra.
149وَمِنْ حَيْثُ خَرَجْتَ فَوَلِّ وَجْهَكَ شَطْرَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ ۖ وَإِنَّهُ لَلْحَقُّ مِن رَّبِّكَ ۗ وَمَا اللَّهُ بِغَافِلٍ عَمَّا تَعْمَلُونَ
Ary n’aiza n’aiza ivoahanao, dia atodiho any amin’ny Al-Masjid Al-Haram ny tavanao. ary tena marina fa izany no fahamarinana avy amin’ny Tomponao. ary Allah dia tsy mba variana amin’izay rehetra ataonareo.
150وَمِنْ حَيْثُ خَرَجْتَ فَوَلِّ وَجْهَكَ شَطْرَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ ۚ وَحَيْثُ مَا كُنتُمْ فَوَلُّوا وُجُوهَكُمْ شَطْرَهُ لِئَلَّا يَكُونَ لِلنَّاسِ عَلَيْكُمْ حُجَّةٌ إِلَّا الَّذِينَ ظَلَمُوا مِنْهُمْ فَلَا تَخْشَوْهُمْ وَاخْشَوْنِي وَلِأُتِمَّ نِعْمَتِي عَلَيْكُمْ وَلَعَلَّكُمْ تَهْتَدُونَ
Ary n’aiza n’aiza ny toerana ivoahanao, dia atodiho any amin’ny Al-Masjid Al-Haram ny tavanao. Ary n’aiza n’aiza ny toerana misy anareo, dia atodiho any aminy ny tavanareo, mba tsy hananan’ny olona porofo entina hanoherana anareo, afa-tsy ireo izay nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo. ka aza matahotra azy ireo ianareo, fa Izaho no atahory, mba hamenoako ny fahasoavako aminareo, ary angamba hahitsy tanteraka ianareo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
148Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 148
Surah Al-Baqarah Andininy 148 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny tsirairay dia samy manana ny zotra izay hitodihany. Mifaninàna…Surah Andininy 148/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 146–150. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








