Al-Baqarah · 47/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
يَا بَنِي إِسْرَائِيلَ اذْكُرُوا نِعْمَتِيَ الَّتِي أَنْعَمْتُ عَلَيْكُمْ وَأَنِّي فَضَّلْتُكُمْ عَلَى الْعَالَمِينَ ۝٤٧
Yaa Baneee Israaa`eelaz kuroo ni`matiyal lateee an`amtu `alaikum wa annee faddaltukum `alal `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ry zanak’Israely ! aoka mba ho tsarovinareo mandrakariva ny fahasoavako izay nomeko anareo, ary ny nanomezako anareo tombom-pahasoavana teo anatrehan’izao tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 45-49 — Al-Baqarah

45وَاسْتَعِينُوا بِالصَّبْرِ وَالصَّلَاةِ ۚ وَإِنَّهَا لَكَبِيرَةٌ إِلَّا عَلَى الْخَاشِعِينَ
Ary mitadiava fanampiana amin'ny alàlan'ny fiaretana sy ny fanaovana ny fanompom-pivavahana Soalat ianareo; ary izy io tena tokoa afa-tsy amin'ireo olona mpanetry tena ihany.
46الَّذِينَ يَظُنُّونَ أَنَّهُم مُّلَاقُو رَبِّهِمْ وَأَنَّهُمْ إِلَيْهِ رَاجِعُونَ
Ireo izay mino fa mbola hifanena tokoa amin'ny Tompon'izy ireo i ( Tompo Allah ), ary tena mbola hiverina any Aminy marina tokoa.
47يَا بَنِي إِسْرَائِيلَ اذْكُرُوا نِعْمَتِيَ الَّتِي أَنْعَمْتُ عَلَيْكُمْ وَأَنِّي فَضَّلْتُكُمْ عَلَى الْعَالَمِينَ
Ry zanak’Israely ! aoka mba ho tsarovinareo mandrakariva ny fahasoavako izay nomeko anareo, ary ny nanomezako anareo tombom-pahasoavana teo anatrehan’izao tontolo izao.
48وَاتَّقُوا يَوْمًا لَّا تَجْزِي نَفْسٌ عَن نَّفْسٍ شَيْئًا وَلَا يُقْبَلُ مِنْهَا شَفَاعَةٌ وَلَا يُؤْخَذُ مِنْهَا عَدْلٌ وَلَا هُمْ يُنصَرُونَ
Ary aoka ianareo hatahotra ilay andro iray izay tsy misy olona hanome ny valisoany ho an’olon-kafa; sy tsy hanekena mihitsy ny fanelanelanana; ary tsy handraisana intsony ny fanambazana omeny, ary tsy ho vonjena izy ireo.
49وَإِذْ نَجَّيْنَاكُم مِّنْ آلِ فِرْعَوْنَ يَسُومُونَكُمْ سُوءَ الْعَذَابِ يُذَبِّحُونَ أَبْنَاءَكُمْ وَيَسْتَحْيُونَ نِسَاءَكُمْ ۚ وَفِي ذَٰلِكُم بَلَاءٌ مِّن رَّبِّكُمْ عَظِيمٌ
Ary mba tsarovinareo ny nanavotanay anareo tamin'ireo olon'i Faraona, izay nampitondra faisana anareo tamin'ny fampijaliana mahatsiravina; notapahan'izy ireo avokoa ny tendan'ireo zanakalahinareo ary navelan'izy ireo velona kosa ireo zanaka vavinareo ny mba hanaovany izay tiany hatao amin'izy ireny, ary izany rehetra izany dia mifono fitsapana lehibe avy tamin'ny Tomponareo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 47

Surah Al-Baqarah Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ry zanak’Israely ! aoka mba ho tsarovinareo mandrakariva ny fahasoavako…

Surah Andininy 47/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers