Taha · 104/135
Fandikana Fanononana — Taha
نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ إِذْ يَقُولُ أَمْثَلُهُمْ طَرِيقَةً إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا يَوْمًا ١٠٤
Transliteration
nahnu a`lamu bimaa yaqooloona iz yaqoolu amsaluhum tareeqatan illabistum illaa yawmaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena mahalala tsara izay holazain’izy ireo Izahay, raha ny iray tamin’izy ireo, izay tsara fitondran-tena hiteny hanao hoe : “ Tsy nijanona afa-tsy iray Andro ihany Ianareo ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 102-106 — Taha
102يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ ۚ وَنَحْشُرُ الْمُجْرِمِينَ يَوْمَئِذٍ زُرْقًا
Amin’ny Andro izay hitsofana ny trompetra (anjomara), dia hangoninay amin’izany Andro izany ireo mpanao heloka bevava, ary ho mangana ny endriny (noho ny tahotra).
103يَتَخَافَتُونَ بَيْنَهُمْ إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا عَشْرًا
Hifampibitsika izy ireo ka hanao hoe : “ Tsy nijanona tao Ianareo raha tsy folo (andro ihany) ! ”
104نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ إِذْ يَقُولُ أَمْثَلُهُمْ طَرِيقَةً إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا يَوْمًا
Tena mahalala tsara izay holazain’izy ireo Izahay, raha ny iray tamin’izy ireo, izay tsara fitondran-tena hiteny hanao hoe : “ Tsy nijanona afa-tsy iray Andro ihany Ianareo ”.
105وَيَسْأَلُونَكَ عَنِ الْجِبَالِ فَقُلْ يَنسِفُهَا رَبِّي نَسْفًا
Ary hanontany Anao izy ireo mahakasika ireo tendrombohitra. Lazao hoe : “ Ny Tompoko no hanaparitaka azy ireo ho tahaka ny vovoka ”.
106فَيَذَرُهَا قَاعًا صَفْصَفًا
Ary hataony ho toy ny tany lemaka sy ngazana izany.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
104Andininy
Fandikana — Taha 104
Surah Taha Andininy 104 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena mahalala tsara izay holazain’izy ireo Izahay, raha ny iray…Surah Andininy 104/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 102–106. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








