Al-Anbiya · 11/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
وَكَمْ قَصَمْنَا مِن قَرْيَةٍ كَانَتْ ظَالِمَةً وَأَنشَأْنَا بَعْدَهَا قَوْمًا آخَرِينَ ۝١١
Wa kam qasamnaa min qaryatin kannat zaalimatanw wa anshadnaa ba`dahaa qawman aakhareen
📖 Dikany Malagasy
Firy tamin’ny tanàna izay nanao ny tsy rariny no nopotehinay ! Ary namorona vahoaka hafa Izahay taorian’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Al-Anbiya

9ثُمَّ صَدَقْنَاهُمُ الْوَعْدَ فَأَنجَيْنَاهُمْ وَمَن نَّشَاءُ وَأَهْلَكْنَا الْمُسْرِفِينَ
Avy eo dia notanterahinay tamin’izy ireo ny fampanantenana, ka navotanay izy ireo sy izay sitrakay ary naringanay ireo mpihoam-pefy.
10لَقَدْ أَنزَلْنَا إِلَيْكُمْ كِتَابًا فِيهِ ذِكْرُكُمْ ۖ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Efa nampidininay aminareo tokoa ilay Boky mirakitra ny fampahatsiarovana, moa ve tsy mba misaina ianareo?
11وَكَمْ قَصَمْنَا مِن قَرْيَةٍ كَانَتْ ظَالِمَةً وَأَنشَأْنَا بَعْدَهَا قَوْمًا آخَرِينَ
Firy tamin’ny tanàna izay nanao ny tsy rariny no nopotehinay ! Ary namorona vahoaka hafa Izahay taorian’izy ireo.
12فَلَمَّا أَحَسُّوا بَأْسَنَا إِذَا هُم مِّنْهَا يَرْكُضُونَ
Rehefa nahatsapa ny hamafin’ny sazinay izy ireo dia lasa nandositra haingana niala tao.
13لَا تَرْكُضُوا وَارْجِعُوا إِلَىٰ مَا أُتْرِفْتُمْ فِيهِ وَمَسَاكِنِكُمْ لَعَلَّكُمْ تُسْأَلُونَ
Aza mandositra ianareo! Miverena amin’ny hatsaram-piainana izay nahafinaritra anareo ny aminy sy amin’ny toeram-ponenanareo. Angamba hanontaniana ianareo!
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 11

Surah Al-Anbiya Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Firy tamin’ny tanàna izay nanao ny tsy rariny no nopotehinay…

Surah Andininy 11/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers