Al-Anbiya · 12/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
فَلَمَّا أَحَسُّوا بَأْسَنَا إِذَا هُم مِّنْهَا يَرْكُضُونَ ۝١٢
Falammaaa ahassoo baasanaaa izaaa hum minhaa yarkudoon
📖 Dikany Malagasy
Rehefa nahatsapa ny hamafin’ny sazinay izy ireo dia lasa nandositra haingana niala tao.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 10-14 — Surah Al-Anbiya

10لَقَدْ أَنزَلْنَا إِلَيْكُمْ كِتَابًا فِيهِ ذِكْرُكُمْ ۖ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Efa nampidininay aminareo tokoa ilay Boky mirakitra ny fampahatsiarovana, moa ve tsy mba misaina ianareo?
11وَكَمْ قَصَمْنَا مِن قَرْيَةٍ كَانَتْ ظَالِمَةً وَأَنشَأْنَا بَعْدَهَا قَوْمًا آخَرِينَ
Firy tamin’ny tanàna izay nanao ny tsy rariny no nopotehinay ! Ary namorona vahoaka hafa Izahay taorian’izy ireo.
12فَلَمَّا أَحَسُّوا بَأْسَنَا إِذَا هُم مِّنْهَا يَرْكُضُونَ
Rehefa nahatsapa ny hamafin’ny sazinay izy ireo dia lasa nandositra haingana niala tao.
13لَا تَرْكُضُوا وَارْجِعُوا إِلَىٰ مَا أُتْرِفْتُمْ فِيهِ وَمَسَاكِنِكُمْ لَعَلَّكُمْ تُسْأَلُونَ
Aza mandositra ianareo! Miverena amin’ny hatsaram-piainana izay nahafinaritra anareo ny aminy sy amin’ny toeram-ponenanareo. Angamba hanontaniana ianareo!
14قَالُوا يَا وَيْلَنَا إِنَّا كُنَّا ظَالِمِينَ
Niteny izy ireo hoe: “Loza ho anay! Tena mpanao ny tsy rariny tokoa izahay”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 12

Surah Al-Anbiya Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa nahatsapa ny hamafin’ny sazinay izy ireo dia lasa nandositra…

Surah Andininy 12/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Thursday, October 1, 2026

Don't forget us in your sincere prayers