Ash-Shu'ara · 178/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ ۝١٧٨
Innee lakum Rasoolun ameen
📖 Dikany Malagasy
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !

🎧 Henoy


📜 Andininy 176-180 — Ash-Shu'ara

176كَذَّبَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo iraka ho mpandainga ireo olon’ny Al-Aikaty.
177إِذْ قَالَ لَهُمْ شُعَيْبٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Choaymbo hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
178إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
179فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
180وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
178Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 178

Surah Ash-Shu'ara Andininy 178 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !

Surah Andininy 178/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 176–180. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Wednesday, August 19, 2026

Don't forget us in your sincere prayers