Ash-Shu'ara · 179/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ ۝١٧٩
Fattaqul laaha wa atee`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 177-181 — Ash-Shu'ara

177إِذْ قَالَ لَهُمْ شُعَيْبٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Choaymbo hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
178إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
179فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
180وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
181۞ أَوْفُوا الْكَيْلَ وَلَا تَكُونُوا مِنَ الْمُخْسِرِينَ
Manomeza fatra feno ianareo,fa azamanao ho isan'ieo mpanena fatra.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
179Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 179

Surah Ash-Shu'ara Andininy 179 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.

Surah Andininy 179/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 177–181. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers