Ash-Shu'ara · 177/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
إِذْ قَالَ لَهُمْ شُعَيْبٌ أَلَا تَتَّقُونَ ۝١٧٧
Iz qaala lahum Shu`aybun alaa tattaqoon
📖 Dikany Malagasy
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Choaymbo hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”

🎧 Henoy


📜 Andininy 175-179 — Surah Ash-Shu'ara

175وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
176كَذَّبَ أَصْحَابُ الْأَيْكَةِ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo iraka ho mpandainga ireo olon’ny Al-Aikaty.
177إِذْ قَالَ لَهُمْ شُعَيْبٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Choaymbo hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
178إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
179فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
177Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 177

Surah Ash-Shu'ara Andininy 177 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa niteny tamin’izy ireo i Choaymbo hoe : “Tsy manam-patahorana…

Surah Andininy 177/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 175–179. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers