Al-Qasas · 53/88
Fandikana Fanononana — Al-Qasas
وَإِذَا يُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ قَالُوا آمَنَّا بِهِ إِنَّهُ الْحَقُّ مِن رَّبِّنَا إِنَّا كُنَّا مِن قَبْلِهِ مُسْلِمِينَ ۝٥٣
Wa izaa yutlaa `alaihim qaaloo aamannaa biheee innahul haqqu mir rabbinaaa innaa kunnaa min qablihee muslimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary raha vakiana amin’izy ireo ny (Kor’àny), dia miteny izy ireo manao hoe : “Mino izany tanteraka izahay, tena marina fa izy io dia avy amin’ny Tomponay, ary izahay talohan’ny nahatongavany dia efa nankato (an’I Allah)”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-55 — Al-Qasas

51۞ وَلَقَدْ وَصَّلْنَا لَهُمُ الْقَوْلَ لَعَلَّهُمْ يَتَذَكَّرُونَ
Ary efa novelabelarinay tamin’izy ireo ny teny (Kor’àny), angamba izy ireo hahatsiaro.
52الَّذِينَ آتَيْنَاهُمُ الْكِتَابَ مِن قَبْلِهِ هُم بِهِ يُؤْمِنُونَ
Ireo izay nomenay ny Boky, talohan’ny (Kor’àny), izy ireo dia mino azy.
53وَإِذَا يُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ قَالُوا آمَنَّا بِهِ إِنَّهُ الْحَقُّ مِن رَّبِّنَا إِنَّا كُنَّا مِن قَبْلِهِ مُسْلِمِينَ
Ary raha vakiana amin’izy ireo ny (Kor’àny), dia miteny izy ireo manao hoe : “Mino izany tanteraka izahay, tena marina fa izy io dia avy amin’ny Tomponay, ary izahay talohan’ny nahatongavany dia efa nankato (an’I Allah)”.
54أُولَٰئِكَ يُؤْتَوْنَ أَجْرَهُم مَّرَّتَيْنِ بِمَا صَبَرُوا وَيَدْرَءُونَ بِالْحَسَنَةِ السَّيِّئَةَ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ
Izy ireny dia ho tolorana ny valisoany in-droa miantoana nohon'ny faharetan’izy ireo, sy mamaly ny ratsy amin’ny alalan’ny tsara izy ireo, ary manao ny asa fandaniana amin’izay nomenay azy izy ireo.
55وَإِذَا سَمِعُوا اللَّغْوَ أَعْرَضُوا عَنْهُ وَقَالُوا لَنَا أَعْمَالُنَا وَلَكُمْ أَعْمَالُكُمْ سَلَامٌ عَلَيْكُمْ لَا نَبْتَغِي الْجَاهِلِينَ
Ary rehefa maheno ny zava-tsinontsinoavina izy ireo, dia mitodi-damosina, ka miteny manao hoe : “Ho anay ny asanay, ary ho anareo ny asanareo. Fiadanana anie ho anareo ! Ary tsy mitady ireo bado izahay”.
Al-QasasFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Qasas 53

Surah Al-Qasas Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha vakiana amin’izy ireo ny (Kor’àny), dia miteny izy…

Surah Andininy 53/88 — Al-Qasas القصص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qasas Henoy, Al-Qasas Fandikana, Al-Qasas mp3, Al-Qasas pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers