Iloaran'i Imrana · 150/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
بَلِ اللَّهُ مَوْلَاكُمْ ۖ وَهُوَ خَيْرُ النَّاصِرِينَ ١٥٠
Transliteration
Balil laahu mawlaakum wa Huwa khairun naasireen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka nefa i Allah no Mpiahy Anareo, ary Izy no Mpanavotra mendrika indrindra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 148-152 — Iloaran'i Imrana
148فَآتَاهُمُ اللَّهُ ثَوَابَ الدُّنْيَا وَحُسْنَ ثَوَابِ الْآخِرَةِ ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ
Ka nomen’i Allah azy ireo ny valisoa eto an-tany sy ny valisoa mendrika indrindra any an-koatra. Ary i Allah dia tia ireo mpanao tsara.
149يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تُطِيعُوا الَّذِينَ كَفَرُوا يَرُدُّوكُمْ عَلَىٰ أَعْقَابِكُمْ فَتَنقَلِبُوا خَاسِرِينَ
Ô Ianareo izay nino ! Raha mankato ireo tsy mino Ianareo, dia hamerina Anareo amin’ny vody tongotrareo [56] izy ireo. Ka dia hiverina ho maty antoka Ianareo.
150بَلِ اللَّهُ مَوْلَاكُمْ ۖ وَهُوَ خَيْرُ النَّاصِرِينَ
Ka nefa i Allah no Mpiahy Anareo, ary Izy no Mpanavotra mendrika indrindra.
151سَنُلْقِي فِي قُلُوبِ الَّذِينَ كَفَرُوا الرُّعْبَ بِمَا أَشْرَكُوا بِاللَّهِ مَا لَمْ يُنَزِّلْ بِهِ سُلْطَانًا ۖ وَمَأْوَاهُمُ النَّارُ ۚ وَبِئْسَ مَثْوَى الظَّالِمِينَ
Ho alatsakay ao am-pon’ireo izay tsy nino ny fatahorana, noho izy ireo manakambana an’i Allah amin’ireo izay tsy nampidinany porofo na dia kely aza. Ary ny Afobe no fonenan’izy ireo, ary ratsy tokoa izany fonenan’ireo mpanao ny tsy rariny izany !
152وَلَقَدْ صَدَقَكُمُ اللَّهُ وَعْدَهُ إِذْ تَحُسُّونَهُم بِإِذْنِهِ ۖ حَتَّىٰ إِذَا فَشِلْتُمْ وَتَنَازَعْتُمْ فِي الْأَمْرِ وَعَصَيْتُم مِّن بَعْدِ مَا أَرَاكُم مَّا تُحِبُّونَ ۚ مِنكُم مَّن يُرِيدُ الدُّنْيَا وَمِنكُم مَّن يُرِيدُ الْآخِرَةَ ۚ ثُمَّ صَرَفَكُمْ عَنْهُمْ لِيَبْتَلِيَكُمْ ۖ وَلَقَدْ عَفَا عَنكُمْ ۗ وَاللَّهُ ذُو فَضْلٍ عَلَى الْمُؤْمِنِينَ
Ary efa notanterahin’i Allah ny fampanantenana izay nomeny Anareo, rehefa nopotipotehanareo tanteraka izy ireo nohon'ny heriny, mandra-pileferanareo tsy hiady intsony, ka nifanolana Ianareo mahakasika ny baiko, ary tsy nankato Ianareo taorian’ny nampahitany Anareo izay tianareo [57]. Misy Aminareo no maniry ny fiainana eto an-tany, ary misy Aminareo koa no maniry ny fiainana any an-koatra. Rehefa avy eo dia nohalaviriny azy ireo Ianareo, mba hitsapany Anareo. Ary efa nandefitra Taminareo tokoa Izy. Ary i Allah dia tompom-pahasoavana ho an’ireo mpino.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
150Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 150
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 150 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nefa i Allah no Mpiahy Anareo, ary Izy no…Surah Andininy 150/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 148–152. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








