Iloaran'i Imrana · 175/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
إِنَّمَا ذَٰلِكُمُ الشَّيْطَانُ يُخَوِّفُ أَوْلِيَاءَهُ فَلَا تَخَافُوهُمْ وَخَافُونِ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ ۝١٧٥
Innamaa zaalikumush Shaitaanu yukhawwifu awliyaaa`ahoo falaa takhaafoohum wa khaafooni in kuntum mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ny satana no mampatahotra Anareo amin’ireo sakaizany, ka aza matahotra azy ireo Ianareo, fa Izaho no Atahorinareo, raha tena mpino tokoa Ianareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 173-177 — Iloaran'i Imrana

173الَّذِينَ قَالَ لَهُمُ النَّاسُ إِنَّ النَّاسَ قَدْ جَمَعُوا لَكُمْ فَاخْشَوْهُمْ فَزَادَهُمْ إِيمَانًا وَقَالُوا حَسْبُنَا اللَّهُ وَنِعْمَ الْوَكِيلُ
Ireo izay notenenin’ny Olona hoe : “ Tena marina fa ny Olona rehetra dia efa navory hanohitra Anareo, ka matahora azy ireo Ianareo ”. Nampitombo ny finoan’izy ireo anefa izany, ary niteny izy ireo ka nanao hoe : " Ampy Anay i Allah, ary Izy no mpiantoka mendrika indrindra ”.
174فَانقَلَبُوا بِنِعْمَةٍ مِّنَ اللَّهِ وَفَضْلٍ لَّمْ يَمْسَسْهُمْ سُوءٌ وَاتَّبَعُوا رِضْوَانَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ ذُو فَضْلٍ عَظِيمٍ
Niverina izy ireo mbamin’ny fahasoavana avy amin’i Allah sy ny tombontsoa. Tsy misy ratsy nanjò azy ireo, ary nanaraka izay nahafapo an’i Allah izy ireo. Ary i Allah dia Tompom-pahasoavana lehibe.
175إِنَّمَا ذَٰلِكُمُ الشَّيْطَانُ يُخَوِّفُ أَوْلِيَاءَهُ فَلَا تَخَافُوهُمْ وَخَافُونِ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Tena marina fa ny satana no mampatahotra Anareo amin’ireo sakaizany, ka aza matahotra azy ireo Ianareo, fa Izaho no Atahorinareo, raha tena mpino tokoa Ianareo.
176وَلَا يَحْزُنكَ الَّذِينَ يُسَارِعُونَ فِي الْكُفْرِ ۚ إِنَّهُمْ لَن يَضُرُّوا اللَّهَ شَيْئًا ۗ يُرِيدُ اللَّهُ أَلَّا يَجْعَلَ لَهُمْ حَظًّا فِي الْآخِرَةِ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ عَظِيمٌ
Ary aza atao mampalahelo Anao, ireo izay mihazakazaka mankany amin’ny tsy finoana. Tena marina fa izy ireo dia tsy afaka hanao ratsy amin’i Allah na dia kely aza. Tian’i Allah ny tsy hahazoan’izy ireo anjara mihitsy amin’ny Andro farany. Ary ho azy ireo ny famaizana lehibe indrindra.
177إِنَّ الَّذِينَ اشْتَرَوُا الْكُفْرَ بِالْإِيمَانِ لَن يَضُرُّوا اللَّهَ شَيْئًا وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Tena marina fa ireo izay nanakalo ny tsy finoana amin’ny finoana, dia tsy havita hanao ratsy amin’i Allah na dia kely aza. Ary ho azy ireo ny famaizana mamirifiry.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
175Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 175

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 175 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ny satana no mampatahotra Anareo amin’ireo sakaizany,…

Surah Andininy 175/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 173–177. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers