As-Sajdah · 2/30
Fandikana Fanononana — As-Sajdah
تَنزِيلُ الْكِتَابِ لَا رَيْبَ فِيهِ مِن رَّبِّ الْعَالَمِينَ ۝٢
Tanzeelul Kitaabi `laaraiba feehi mir rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Ny fidinan’ny boky, dia tsy misy fisalasalana ny ao anatiny, avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-4 — As-Sajdah

1الم
Alif, Làm, Mìm
2تَنزِيلُ الْكِتَابِ لَا رَيْبَ فِيهِ مِن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Ny fidinan’ny boky, dia tsy misy fisalasalana ny ao anatiny, avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
3أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۚ بَلْ هُوَ الْحَقُّ مِن رَّبِّكَ لِتُنذِرَ قَوْمًا مَّا أَتَاهُم مِّن نَّذِيرٍ مِّن قَبْلِكَ لَعَلَّهُمْ يَهْتَدُونَ
Hilaza ve izy ireo fa noforonin'i (Mohammad) izany ? Nefa tsy izany akory, fa izy ity kosa dia Fahamarinana avy amin’ny Tomponao mba ho fampitandremana ny vahoaka izay tsy mbola nisy mpampitandrina teo alohanao tonga teo amin’izy ireo, angamba ho voatari-dàlana izy ireo.
4اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ ۖ مَا لَكُم مِّن دُونِهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا شَفِيعٍ ۚ أَفَلَا تَتَذَكَّرُونَ
Allah izay nahary ireo lanitra sy ny tany ary izay manelanelana azy ireo, tao anatin’ny enin'andro. Avy eo dia nitoetra teo amin’ny seza fiandrianany Izy. Ary tsy manana mpiahy, na mpanelanelana ankoatra Azy ianareo.Tsy tsaronareo ve izany ?
As-SajdahFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — As-Sajdah 2

Surah As-Sajdah Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fidinan’ny boky, dia tsy misy fisalasalana ny ao anatiny,…

Surah Andininy 2/30 — As-Sajdah السجدة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Sajdah Henoy, As-Sajdah Fandikana, As-Sajdah mp3, As-Sajdah pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers