As-Sajdah · 8/30
Fandikana Fanononana — As-Sajdah
ثُمَّ جَعَلَ نَسْلَهُ مِن سُلَالَةٍ مِّن مَّاءٍ مَّهِينٍ ٨
Transliteration
Thumma ja`ala naslahoo min sulaalatim mim maaa`immaheen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia nataony avy tamin’ny tete-drano malemy (tsirin'aina) ny taranany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 6-10 — As-Sajdah
6ذَٰلِكَ عَالِمُ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Izy Ilay Mahalala (izao tontolo izao) ny miafina sy ny hita maso, Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo,
7الَّذِي أَحْسَنَ كُلَّ شَيْءٍ خَلَقَهُ ۖ وَبَدَأَ خَلْقَ الْإِنسَانِ مِن طِينٍ
Izay nandavorary ny rehetra nohariany. Ary nanomboka ny fahariana ny olombelona Izy avy amin’ny vovoky ny tany.
8ثُمَّ جَعَلَ نَسْلَهُ مِن سُلَالَةٍ مِّن مَّاءٍ مَّهِينٍ
Avy eo dia nataony avy tamin’ny tete-drano malemy (tsirin'aina) ny taranany.
9ثُمَّ سَوَّاهُ وَنَفَخَ فِيهِ مِن رُّوحِهِ ۖ وَجَعَلَ لَكُمُ السَّمْعَ وَالْأَبْصَارَ وَالْأَفْئِدَةَ ۚ قَلِيلًا مَّا تَشْكُرُونَ
Avy eo dia nomeny vatana tsara endrika izy, ka notsofiny tao aminy ny fofon’aina avy Aminy. Ary nataony eo aminareo ny fandrenesana, ireo maso sy ny fo. Zara raha mankasitraka ianareo !
10وَقَالُوا أَإِذَا ضَلَلْنَا فِي الْأَرْضِ أَإِنَّا لَفِي خَلْقٍ جَدِيدٍ ۚ بَلْ هُم بِلِقَاءِ رَبِّهِمْ كَافِرُونَ
Ary niteny izy ireo hoe : “Rehefa very ao anatin’ny tany (ho lasa vovoka ) izahay, dia hiverina amin’ny fahariana vaovao indray ve ? Raha ny marina, dia tsy mino ny fihaonana amin’ny Tompony izy ireo.
As-SajdahFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
8Andininy
Fandikana — As-Sajdah 8
Surah As-Sajdah Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia nataony avy tamin’ny tete-drano malemy (tsirin'aina) ny…Surah Andininy 8/30 — As-Sajdah السجدة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Sajdah Henoy, As-Sajdah Fandikana, As-Sajdah mp3, As-Sajdah pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








