Al-Ahzab · 65/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ لَّا يَجِدُونَ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا ۝٦٥
Khaalideena feehaaa abadaa, laa yajidoona waliyyanw wa laa naseeraa
📖 Dikany Malagasy
Haharitra ao mandrakizay izy ireo, ka tsy hahita mpiahy na mpamonjy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 63-67 — Al-Ahzab

63يَسْأَلُكَ النَّاسُ عَنِ السَّاعَةِ ۖ قُلْ إِنَّمَا عِلْمُهَا عِندَ اللَّهِ ۚ وَمَا يُدْرِيكَ لَعَلَّ السَّاعَةَ تَكُونُ قَرِيبًا
Manontany anao ireo olona momba ny Ora. Teneno hoe: “Ny fahalalana momba izany dia an’i Allah irery ihany”. Ary inona no ahafantaranao izany? Fa angamba ny Ora dia mety efa akaiky.
64إِنَّ اللَّهَ لَعَنَ الْكَافِرِينَ وَأَعَدَّ لَهُمْ سَعِيرًا
Tena marina fa Allah dia nanozona ireo tsy mpino, ary nanomana ho azy ireo ny Afobe mamaivay
65خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ لَّا يَجِدُونَ وَلِيًّا وَلَا نَصِيرًا
Haharitra ao mandrakizay izy ireo, ka tsy hahita mpiahy na mpamonjy.
66يَوْمَ تُقَلَّبُ وُجُوهُهُمْ فِي النَّارِ يَقُولُونَ يَا لَيْتَنَا أَطَعْنَا اللَّهَ وَأَطَعْنَا الرَّسُولَا
Amin’ny andro izay hamadibadihana ny tarehin’izy ireo ao anatin’ny afo, dia hiteny izy ireo hoe : “ Indrisy! Raha mba nankatò an’i Allah sy nankatò ny Iraka Izahay ! ”
67وَقَالُوا رَبَّنَا إِنَّا أَطَعْنَا سَادَتَنَا وَكُبَرَاءَنَا فَأَضَلُّونَا السَّبِيلَا
Niteny izy ireo hoe : Tomponay o ! tena marina fa izahay dia nanaraka sy naneho fahendrena ireo olon-dehibe nay ka lasa izy ireo indray no nanary anay amin'ny lalany fahaverezana.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
65Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 65

Surah Al-Ahzab Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Haharitra ao mandrakizay izy ireo, ka tsy hahita mpiahy na…

Surah Andininy 65/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers