Ya-Sina · 13/83
Fandikana Fanononana — Ya-Sina
وَاضْرِبْ لَهُم مَّثَلًا أَصْحَابَ الْقَرْيَةِ إِذْ جَاءَهَا الْمُرْسَلُونَ ۝١٣
Wadrib lahum masalan Ashaabal Qaryatih; iz jaaa`ahal mursaloon
📖 Dikany Malagasy
Omeo fanoharana ho azy ireo ny mponin’ny tanàna iray, rehefa tonga teo aminy ireo Iraka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 11-15 — Ya-Sina

11إِنَّمَا تُنذِرُ مَنِ اتَّبَعَ الذِّكْرَ وَخَشِيَ الرَّحْمَٰنَ بِالْغَيْبِ ۖ فَبَشِّرْهُ بِمَغْفِرَةٍ وَأَجْرٍ كَرِيمٍ
Tsy mampitandrina ianao afa-tsy izay manaraka ny fampahatsiahivana sy matahotra Ilay be fiantrana na dia tsy hita maso aza. Lazao vaovao mahafaly amin’ny famelan-keloka sy valisoa sesehena ho azony izy ireo.
12إِنَّا نَحْنُ نُحْيِي الْمَوْتَىٰ وَنَكْتُبُ مَا قَدَّمُوا وَآثَارَهُمْ ۚ وَكُلَّ شَيْءٍ أَحْصَيْنَاهُ فِي إِمَامٍ مُّبِينٍ
Hamafisina, fa Izahay tokoa no manangana ireo maty, ary manoratra izay nataon’izy ireo amin’ny fiainany any an-koatra, sy ny vokatr’izany. Ary noraiketinay an-tsoratra ny zava-drehetra.
13وَاضْرِبْ لَهُم مَّثَلًا أَصْحَابَ الْقَرْيَةِ إِذْ جَاءَهَا الْمُرْسَلُونَ
Omeo fanoharana ho azy ireo ny mponin’ny tanàna iray, rehefa tonga teo aminy ireo Iraka.
14إِذْ أَرْسَلْنَا إِلَيْهِمُ اثْنَيْنِ فَكَذَّبُوهُمَا فَعَزَّزْنَا بِثَالِثٍ فَقَالُوا إِنَّا إِلَيْكُم مُّرْسَلُونَ
Rehefa nandefasanay Iraka roa tamin’izy ireo, dia nolazainy fa mpandainga izy roa, ary nohamafisinay tamin’ny Iraka fahatelony, dia nilaza izy ireo hoe : “ Marina fa izahay dia Iraka nalefa ho aminareo”.
15قَالُوا مَا أَنتُمْ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَمَا أَنزَلَ الرَّحْمَٰنُ مِن شَيْءٍ إِنْ أَنتُمْ إِلَّا تَكْذِبُونَ
Nefa hoy izy ireo hoe : “ Olombelona tahaka anay ihany ianareo. Ary tsy nampidina na inona na inona Ilay be fiantrana, fa ianareo dia olona mandainga fotsiny ”.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Ya-Sina 13

Surah Ya-Sina Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Omeo fanoharana ho azy ireo ny mponin’ny tanàna iray, rehefa…

Surah Andininy 13/83 — Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ya-Sina Henoy, Ya-Sina Fandikana, Ya-Sina mp3, Ya-Sina pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers