As-Saffat · 130/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
سَلَامٌ عَلَىٰ إِلْ يَاسِينَ ۝١٣٠
Salaamun `alaaa Ilyaaseen
📖 Dikany Malagasy
“ Fiadanana anie ho amin’I Iliyasa sy ireo mpanaraka azy ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 128-132 — Surah As-Saffat

128إِلَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ireo mpanompon’I Allah izay voafidy.
129وَتَرَكْنَا عَلَيْهِ فِي الْآخِرِينَ
Ary nataonay ho mandrakizay eo amin’ny taranaka avy afara ny fahatsiarovana azy.
130سَلَامٌ عَلَىٰ إِلْ يَاسِينَ
“ Fiadanana anie ho amin’I Iliyasa sy ireo mpanaraka azy ”.
131إِنَّا كَذَٰلِكَ نَجْزِي الْمُحْسِنِينَ
Toy izany no amalianay soa ireo mpanao soa.
132إِنَّهُ مِنْ عِبَادِنَا الْمُؤْمِنِينَ
Tena marina fa izy dia anisan'ireo mpanomponay mpino.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
130Andininy

Fandikana — As-Saffat 130

Surah As-Saffat Andininy 130 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “ Fiadanana anie ho amin’I Iliyasa sy ireo mpanaraka azy…

Surah Andininy 130/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 128–132. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers