As-Saffat · 73/182
Fandikana Fanononana — Surah As-Saffat
فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُنذَرِينَ ۝٧٣
Fanzur kaifa kaana `aaqibatul munzareen
📖 Dikany Malagasy
Jereo àry, mba nanao ahoana ny fiafaran’ireo izay nahazo fampitandremana !

🎧 Henoy


📜 Andininy 71-75 — Surah As-Saffat

71وَلَقَدْ ضَلَّ قَبْلَهُمْ أَكْثَرُ الْأَوَّلِينَ
Ary izany no tena nahavery ny ankamaroan’ireo efa talohan’izy ireo.
72وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا فِيهِم مُّنذِرِينَ
Ary efa nalefanay tokoa tamin’izy ireo ny mpampitandrina maro.
73فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُنذَرِينَ
Jereo àry, mba nanao ahoana ny fiafaran’ireo izay nahazo fampitandremana !
74إِلَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ireo mpanompon’i Allah izay voafidy.
75وَلَقَدْ نَادَانَا نُوحٌ فَلَنِعْمَ الْمُجِيبُونَ
Ary efa niantso anay tokoa i Noa fa izahay no mpamaly ny antso tsara indrindra.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
73Andininy

Fandikana — As-Saffat 73

Surah As-Saffat Andininy 73 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Jereo àry, mba nanao ahoana ny fiafaran’ireo izay nahazo fampitandremana…

Surah Andininy 73/182 — Surah As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Saffat Henoy, Surah As-Saffat Fandikana, Surah As-Saffat mp3, Surah As-Saffat pdf. Andininy 71–75. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers