As-Saffat · 74/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
إِلَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ ۝٧٤
Illaa `ibaadal laahil mukhlaseen
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ireo mpanompon’i Allah izay voafidy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 72-76 — As-Saffat

72وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا فِيهِم مُّنذِرِينَ
Ary efa nalefanay tokoa tamin’izy ireo ny mpampitandrina maro.
73فَانظُرْ كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الْمُنذَرِينَ
Jereo àry, mba nanao ahoana ny fiafaran’ireo izay nahazo fampitandremana !
74إِلَّا عِبَادَ اللَّهِ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ireo mpanompon’i Allah izay voafidy.
75وَلَقَدْ نَادَانَا نُوحٌ فَلَنِعْمَ الْمُجِيبُونَ
Ary efa niantso anay tokoa i Noa fa izahay no mpamaly ny antso tsara indrindra.
76وَنَجَّيْنَاهُ وَأَهْلَهُ مِنَ الْكَرْبِ الْعَظِيمِ
Ary navotanay izy sy ny fianakaviany tamin’ny tebiteby lehibe.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
74Andininy

Fandikana — As-Saffat 74

Surah As-Saffat Andininy 74 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ireo mpanompon’i Allah izay voafidy.

Surah Andininy 74/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 72–76. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers