Sady · 67/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
قُلْ هُوَ نَبَأٌ عَظِيمٌ ۝٦٧
Qul huwa naba`un `azeem
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “ Ity (Koroany ity) dia vaovao lehibe",

🎧 Henoy


📜 Andininy 65-69 — Surah Sady

65قُلْ إِنَّمَا أَنَا مُنذِرٌ ۖ وَمَا مِنْ إِلَٰهٍ إِلَّا اللَّهُ الْوَاحِدُ الْقَهَّارُ
Teneno hoe : “ Tsy inona aho fa Mpampitandrina ihany. Ary tsy misy zanahary hafa ivelan’I Allah, Ilay Tokana, Ilay Tompom-pahefana,
66رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الْعَزِيزُ الْغَفَّارُ
Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, Ilay Mahery, Ilay be Fandeferana ”.
67قُلْ هُوَ نَبَأٌ عَظِيمٌ
Teneno hoe : “ Ity (Koroany ity) dia vaovao lehibe",
68أَنتُمْ عَنْهُ مُعْرِضُونَ
Nefa ianareo dia mitodi-damosina aminy.
69مَا كَانَ لِيَ مِنْ عِلْمٍ بِالْمَلَإِ الْأَعْلَىٰ إِذْ يَخْتَصِمُونَ
Izaho dia tsy manana fahalalana momba ireo manam-boninahitra ambony indrindra raha niady hevitra izy ireo.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Sady 67

Surah Sady Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “ Ity (Koroany ity) dia vaovao lehibe",

Surah Andininy 67/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers