Sady · 66/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الْعَزِيزُ الْغَفَّارُ ۝٦٦
Rabbus samaawaati wal ardi wa maa bainahumal `Azeezul Ghaffaar
📖 Dikany Malagasy
Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, Ilay Mahery, Ilay be Fandeferana ”.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 64-68 — Surah Sady

64إِنَّ ذَٰلِكَ لَحَقٌّ تَخَاصُمُ أَهْلِ النَّارِ
Izany tokoa no tena marina amin’ny fifandiran’ireo olon’ny Afobe.
65قُلْ إِنَّمَا أَنَا مُنذِرٌ ۖ وَمَا مِنْ إِلَٰهٍ إِلَّا اللَّهُ الْوَاحِدُ الْقَهَّارُ
Teneno hoe : “ Tsy inona aho fa Mpampitandrina ihany. Ary tsy misy zanahary hafa ivelan’I Allah, Ilay Tokana, Ilay Tompom-pahefana,
66رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الْعَزِيزُ الْغَفَّارُ
Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, Ilay Mahery, Ilay be Fandeferana ”.
67قُلْ هُوَ نَبَأٌ عَظِيمٌ
Teneno hoe : “ Ity (Koroany ity) dia vaovao lehibe",
68أَنتُمْ عَنْهُ مُعْرِضُونَ
Nefa ianareo dia mitodi-damosina aminy.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
66Andininy

Fandikana — Sady 66

Surah Sady Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo,…

Surah Andininy 66/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers